Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tiorka: (fr. turc) a.: Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin'i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka…tohiny
Tipika: a.: Mitovy hevitra sy fomba fiovaovana amin'ny Tifika. tohiny
Titina: (tity) mt. ih. (titio): Atao "ity, ity": Notitiny a-ho ka tezitra. tohiny
Tititre: a.: Ny fidridroky ny gorodona voahitsaka: Mampatahotra ahy izany tititran' ny gorodonao izany. i t,…tohiny
Titý: a.: Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity". i tif:…tohiny
To: p.t.: Marina,,mifanaraka amin'ny rariny sy ny hitsiny: Teny to. 1 Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana…tohiny
To: Teny hita amin'ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazandRamino, fa avy amin'ny…tohiny
To: na Toa a.: Teny enti-miantso ny alika. tohiny
To-: Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy…tohiny
Toa: ppk.: Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala…tohiny
Toa: ft.: Voalohany, Inhibe, niavian'ny hoe: Dadatoa, Nenitoa, matoa. tohiny
Toa: p. mt.: Ohatra ny: Toa manauy aho izany! ? Angamba: Toa lasa omaly Rakoto. tohiny
Toabody: a.: (ohatra ny tsy misy afa-tsy ny vodiny) Harona izay tsy mizaitra ny vodiny fa tena iray amin'ny vatany.…tohiny
Toaka: a.: Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka. - F.-p.: Mamon-toaka ambavan'olona: ara-bakiteny:…tohiny
Toantoana: a.: Tsy fahazoanteny, fifandisoan-kevitra; fanaovana kitoatoa. - t.i.f.: Mitoantoana na manoantoana,…tohiny
Toatoa: ft.: Fikasakasana hanao zavatra na handeha. 1 Manoatoa, fanoatoa, mpanoatoa 1 anoatoavana, fanoatoavana.…tohiny
Tobahana: (tobaka) mt. pdr. (tobahy): Anipazana rano: Notobahany rano aho ka kotsa hatrany amin'ny atin' akanjoko,…tohiny
Tobahina: (tobaka) mt. ih, (tobahy): Atao mitobaka, izany hoe mitipy ka tafahoatra: A-za tobahina ny rano. tohiny
Tobaina: (toba) mt ih. (tobao): Anovozan'ny olon-drehetra: Hotobain-tsy ho lany anie jreto vary miakatra ireto!…tohiny
Tobaka: a.: Enti-milaza fiantopazan-drano mibosasaka, mihoa-pefy. - t.i.f.: Tobahina, tobahana, atobaka, voatobaka,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1259