Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsaingohina: (tsaingoka) mt. ih. (tsaingohy): Kaikerina tombohina amin'ny vava, toy ny fanaon'ny akoho: Notsaingohin'ilay…tohiny
Tsaingoka: a.: Anaran'antokomiaramila mpiambina ny andriamanjaka fahiny, izay nanaraka azy raha nisy dia nalehany.…tohiny
Tsaingoka: a.: Anaran-javarnaniry madinika ampiasain'ny olona ho fanalefahan-kozatra. tohiny
Tsaingoka: a.: Fanaikerana mitomboka, atao amim-pahakingana dia mihataka, toy ny fanaon'ny vavan' akoho. - t.i.f.:…tohiny
Tsaitsainy: na Tsaitsaim-bary a.: Enti-milaza ny vary 'mby eo amin'ny ambaratonga faharoa amin'ny fitotoana azy,…tohiny
Tsaka: ft.: Feo re amin'ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin'ny antsy maranitra, na amin'ny…tohiny
Tsaka: ft.: Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. I t.i.f.: Mitsaka, fitsaka, mpitsaka / itsakana,…tohiny
Tsaka: ft.: Fakana rano eny andoharano. - t.i.f.: Antsakaina ( mantsaka, fantsaka, mpantsaka ( antsakana, fantsakana…tohiny
Tsakatsaka: a.: Fandehanana miditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba; fivezivezena amin'…tohiny
Tsakike: (Ski) a.: Aretin-tenda malaky mahafaty. ΒΆ M. h.: Sokondre. tohiny
Tsakitsaky: a: (taloha) Entimilaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin'ny…tohiny
Tsako: a.: Fanapotipotehan'ny nify ny sakafo ao am-bava: Manao tsakon'ondry, - t.i.f.: Tsakoina, atsako, voatsako,…tohiny
Tsako: (fit.-p.) a.: Katsaka. tohiny
Tsakoahina: a.: Fikainkon'ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa…tohiny
Tsakoaka: a.: Feo re raha misy zavatra Inhibe mianjera ao ahaty rano, na raha sintonina hiala avy ao anaty fotaka…tohiny
Tsakoina: (tsako) mt. ih. (tsakoy): Potipotehina amin'ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba…tohiny
tsaky: tsaky na tsakitsaky : zava-pihinana matetika ivelan'ny fotoan'ny sakafo telo isanan'andro (maraina,…tohiny
Tsamaka: p. t.: Maranitra. tohiny
Tsambikimbola: a: Fitsambikinana fanaon'ny ankizy ka mitakoko ny tenany amin' izany, ary miforitra ny ranjony. tohiny
Tsambikina: a.: Fihoaran'ny tongotra iray na ny tongotra roa indray miaraka mafy, na misy fefy ihoarana na tsia.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0581