Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Takofana: (takotra) mt. ih. (takofy): Saronana amin'ny takotra: Takofy ny uilany fa sao latsahan'ny lalitra ny…tohiny
Takoko: a.: Fanjoretana, fitanondrehana, . fahasorenana manjonitra. - t.i.f : Atakoko, tafatakoko / mitakoko,…tohiny
Takoko: (Tsm) a.: Voronkely fahita eny amin'ny petsapetsa an-tanimbary, izay fatrapihaza tsikovoka. tohiny
Takolahina: (takolaka) mt. ih, (takolahy): Iafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitiliana olona na hihainoana…tohiny
Takolaka: a.: Ireo ilany roa amin'ny tarehy: Misy tandra kely eo amin'ny takolany hauia. ? Ny fihodivirana miankavia…tohiny
Takona: p.t.: Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon'ireo hazo ireo ny tranonay. 0 Miafina amin'ny...: Takona ahy…tohiny
Takona: ft.: Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata…tohiny
Takonana: (takona) mt. ih. (takony): Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny uolana. ? Enti-milaza…tohiny
Takonina: (ta:xona) mt. ih. (takony): Entin'olona roa na maro, iaraha-mibata: Notakoninay telo lahy ilay ila omby.…tohiny
Takopery: (takotra fery) a.: Ra maina mivaingana eo amin'ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra…tohiny
Takoribabo: na Takorobabo a.: Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan'ny vorona sy andemeny ny…tohiny
Takoritsoka: a.: Teny tsy atao ren'ny olona maro. ? Tsaho mandeha an-katakonana. • t.i.f : Mitakoritsoka. tohiny
Takoritsoka: a.: Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin'ny tanana ha-via…tohiny
Takorodambo: a.: Jar. Tangolondambo. tohiny
Takosenana: na Takosinina (takosina) mt. ih. (takoseno, takosino): Atao tonga boribory lavalava. ? Lotoina. tohiny
Takosina: na Takosona p.t.: Boribory lavalava (tahaka ny fanoto). ? Maloto, mihosina vovoka na fotaka. * t.i.f.:…tohiny
Takositra: na Takosotra ft.: Niavian'ny hoe: Mitakositra na mitakosotra. tohiny
Takotra: p. t. : Tampina ary miafina; tsy hita izay ao ambadika: Takotry ny ratsy ny soa vitany. tohiny
Takotra: a.: Sarom-bilany. - t.i.f• : Takofana, atakotra, voatakotra, tinakotra / manakotra, fanakotra, mpanakotra…tohiny
Takotroka: a.: Fipoahana mafy; fidoboky ny zavatra ngeza mianjera. - t.i.f.: Atakotroka, voatakotroka, tafatakotroka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1165