Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tangongoana: na Tangongoina (tangongo) mt. ih. (tangon-goy): Hodidinin'olona na zavatra betsaka. tohiny
Tangontsotrobe: na Fonombimainty a.: Anaran-karatra filalaovana misy sarina fo lehibe mainty. tohiny
Tangopetaka: ft.: Niavian'ireto: mitangopetaka, fitangopetaka. - t.i.f.: Mitangopetaka, fitangopetaka. tohiny
Tangorona: a.: Fivoriana betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana. - t.i.f.: Tangoronana, tangoronina,…tohiny
Tangoronana: na Tangoronina (tangorona) mt. ih. (tangorony): Hodidinin'olona betsaka: Notangoronan'ny ankizy ilay…tohiny
Tangosana: (tango) mt. ih. (tangosy): Tapahina amin'ny ta-nana na amin'ny antsy ny ravina na laingon'ny anana:…tohiny
Tangozana: a.: Tahony kely mihazona ny voankazo. tohiny
Tangozana: a.: Mitovy amin' ny Tangazona. tohiny
Tangozana: p. t. : Osa, malemilemy tsy afa-mandeha. ΒΆ M.h.: Mihozangozana, mitsingozangozana. tohiny
Tangy: a.: Vola omen'ny lehilahy ny vehivavy mba hanekeny hiray aminy. ? h, i.: Ka-rama. - t.i.f.: Tangina,…tohiny
Tanibe: a.: Tany midadasika be izay andehanana lavitra tsy hita noanoa vao ahitana ranomasina: Mtsy dimy ny…tohiny
Tanika: a.: Fampangotrahana, fandrahoana, fampiempoana, fampandevonan-ko etona, fanenjehana sy fizohina tsy…tohiny
Tanikandro: a.: Karazan'ahitra fanao fanafody tety. tohiny
Tanila: a.: Zavatra afaka ny ilany na lafiny iray, nakana ilany na lafiny iray. - t.i.f. : Tanilaina, atanila,…tohiny
Tanilaina: (tanila) mt. ih. (tanilao): Analana lafiny iray. tohiny
Tanimbary: a.: Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin'ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana…tohiny
Tanina: a.: Fametrahana eo anilan'ny afo, eo amin'ny hainandro, mba hafana. - t.i.f. : Taninina na taninana,…tohiny
Tanindrana: (indrana) a.: Teny ilazana ny mponina rehetra amin'ny sisin-tany man odidina ny havoana marintampona…tohiny
Tanindrazana: a.: Tany niavian'ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon'ny olona maty…tohiny
Taninina: na Taninana (tanina) mt. ih. (tanino): Asian' (ny hafanan'ny afo na ny masoandro): Notaninin'ny hainandro…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0194