Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsitakonala: (Btl) a.: Omby ranjanana, avo dia. tohiny
Tsitakonala: a.: Anaran-kafa ilazana ny fisisika. tohiny
Tsitapitapitrizay: p. mt: Vetivety foana taorian'izay, poa toy izay, tsielaela taorlan'izay. tohiny
Tsitapitapy: Heno mahalankalana (jar. Tapitapy). tohiny
Tsitelotelo: p. mt.: Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo.…tohiny
Tsitialainga: a.: Lefona vola, be lela nentin'ny irak'Andriana taloha ho vavolombelon'ny fahefany handray olona voampanga.…tohiny
Tsitiamainty: a.: Hazo nampiasain'ny mpimasy hahatonga ho tsy tia sy ho leony tanteraka. tohiny
Tsitiamoty: a.: Karazan-javamaniry (Triumfetta rhomboidea). tohiny
Tsitiarangy: a.: Anaran-damba na akanjo taloha. tohiny
Tsitika: ft.: Henjana, miridiridy. 1 t, i.f, : Atsitika, tafatsitika 1 mitsitika, fitsitika, mpitsitika / itsitihana,…tohiny
Tsitindry: (Tsm) a.: Hazo lehibe izay mamoa voa fihinana mitovitovy tsiro amin'ny voanjo. tohiny
Tsitoavina: a: Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan'ny landy ny raviny. tohiny
Tsitointoina: p. mt.: Sandra, sendrasendra tsy nampoizina akory: Tsitointoina no nifanenako taminy. tohiny
Tsitokantokana: Jer. Tokana. tohiny
Tsitokantokana: Mitsitokantokana p. mt.: Mandeha tairairay fa tsy miaraka: Nanontoniana tsitokantokana (na mitsitokantokana)…tohiny
Tsitokotoko: Jar. Toko. i t,i.f.: Mitsitokotoko. tohiny
Tsitokotoko: Mitsitokotoko p, mt.: Hita ho mitsinjarazara ho antontany ombieny ombieny. tohiny
Tsitoly: (Ski) a.: Rivotra mafy avy atsinanana. tohiny
Tsitondroina: a,: Ody napetraky ny mpampiady ombalahy tamin'ny ombiny mba hampahery azy. 1 Anarana no-mena ny vatolampy…tohiny
Tsitonga: p. i.: Fito (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin'ny folo) (ier. Ingisa).…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1212