Litera t
Tsinapaka: (tsapaka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsapaka, tsapahina, idirana: Notsinapaky ny mpangalatra, ho-no,…tohiny
Tsinay: a.: Organa fototr'aina ao anatin'ny tenan'ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo…tohiny
Tsindahoro: a.: Karazan-kazo madinika (Sida rhombifolia).
tohiny
Tsindailay: a.: Karazan-kazo madinika (Triumffeta Rhumboidea).
tohiny
Tsindakana: a.: Karazam-balala maitso tia morondrano.
tohiny
Tsindakandakana: a.: Karazankazo madinika (Acaiypha Baroni, Baker).
tohiny
Tsindohaina: p. t.: Misa, na fan° tsindoha.
tohiny
Tsindrahaka: a.: Karazana kadradraka mivelona any anaty rano ka atao koa hoe "tsimahatafitena" raha mbola kely. tohiny
Tsindrahimany: a.: Karazankadradraka mivelona anaty rano ary maimbo.
tohiny
Tsindraindray: p. mt.: Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak'anabavinao? — Tonga tsindraindray…tohiny
Tsindrano: a.: Karazam-balala any anaty rano izay mitomamotamo ny volony. * Ohab.: Tsindranolahy ankeniheny: ny…tohiny
Tsindranolahy: a.: Vatan-dehilahy mahatoky ny Andria-na fahiny na tamin'ny tanjany na tamin'ny toetrany, ka nofidiny…tohiny
Tsindrantsindrana: ft.: Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana,…tohiny
Tsindraondraotra: a.: Bibikely madinika dia madinika fahita amin'ny akoho mikotrika.
tohiny
Tsindretra: a.: Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany…tohiny
Tsindriana: (tsindry) mt. ih. (tsindrio): Terena avy ambony amin'ny lanjan'ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy…tohiny
Tsindriandriana: a.: Karazandalao fanaon'ny ankizivavy kely misy solon'olona mivelona ao an-tokantrano, mitovy amin'ny…tohiny
Tsindrihina: (tsindrika) mt, ih. (tsindriho): Tafoana herana: Notsindrihinao angaha ny tranonao?
tohiny