Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tongo-dovia: a.: Fomba fijoro amin'ny tongotra an'ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany…tohiny
Tongoa: a.: Zavatra mitaingina eo ambonin'ny tena izy. ? Teny nilazana ny trafon'omby fahiny. 1 Tatao na fanampy.…tohiny
Tongoamihonkona: a.:Tenyenti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan'olo-miaina, ny haren'ny…tohiny
Tongoany: (fit.-p.) a.: Trafo. tohiny
Tongoavana: (tongoa) mt, pdr. (tongoauo): Ampiana, asiana zavatra mitatao eo ambony: Tongoavo anentany telo ireto…tohiny
Tongoavina: (tongoa) mt. ih. (tongoavy): Anampy: Ariary telo monja no notongoaviny tamin'ny karamako kanefa raharaha…tohiny
Tongobalady: a: Tongo-malady na olona faingam-pandeha (tenY fahita amin'ny angano ). tohiny
Tongobolo: a.: Fitoeram-paraky (avy amin'ny teny hoe: tongotra sy volo satria tamin'ny tongotra na vodin' ny volo…tohiny
Tongolo: a.: Karazan'anana maherihery fofona fanao fangaron-daoka ka manome tsiro tsara somary masiatsiaka; misy…tohiny
Tongomby: a.: Enti-milaza ny fivikinana atao rehefa te hianjera amin'olona na zavatra ka ny tongotra no alefa…tohiny
Tongona: a: Bainga avovona eny an-tanfmbary. • Tongom-bato: vato asavovon'ny mpandalo eny amoron-dalana ho fanatanteraham-boady…tohiny
Tongorana: (tongotra) mt. ih. (tongory): Raisina amin'ny tongony ka alavo. tohiny
Tongorondambo: a.: Karazan' ahitra (karazana Chlorophytum). tohiny
Tongotakotra: a.: Fitoeran-jiro taloha natao tamin'ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga…tohiny
Tongotra: a.: Rantsambatana entin'ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny…tohiny
Tongtilany: a.: Tohana, tambiny: Asio tongdiany ity rindrina ity. 1 Kaka, tsikalany fanao ao ambany rambaramba.…tohiny
Tonia: a.: Olona mpiandraikitra raharaha iray: Iza no tonian'ity gazety ity? Toniany: tena antony, fotony,…tohiny
Toniny: Jer. Tonona. tohiny
Tonizianina: (fr. tunisien) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'ny Tonizia (A-frika avaratra, atsinanana): Lazao…tohiny
Tonjana: na Tonjina p.t.: Vizana, valaka. / Miraidraika, mihilangilana miankavia miankavanana, mialoha miaoriana.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0226