Litera t
Tomboka: Tombotomboka a.: Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadina…tohiny
Tomboka: a.: Fametahana kase amin'ny taratasy, fametahana marika amin-javatra:Tombo-kase; tombo-kauatsa. - t.i.f.:…tohiny
Tomboka: a.: Bibikely mamorivory fotsy ao anatin'ny ranon'ando maraina izay heverin'ny olona ho mahatonga vay…tohiny
Tombokavatsa: a.: Tomboka na marika maitso manga ataon'ny olona amin'ny tarehiny na ny sandriny voasokitra ao anaty…tohiny
TombolĂ : (fr. tombola) a.: Karazana loteria (jereo lo teny io), saingy ny loka azo aminy dia zavatra lalandava.…tohiny
Tombombarotra: a.: Vola tadiavina ho azo ambonin'ny masonkarena rehefa mivarojavatra.
tohiny
Tomefy: p.t.: Matevina, mikitroka: Tomefy ny orana. ? Rakotra, fenobambaray:TomefY olona ny kianja.
tohiny
Tomika: p. t.: Bangs, tsy ampy, tsy efa, tsy ary fomba (fampissa indrindra miaraka amin'ny hoe: "tsy misy"):…tohiny
Tominjaka: p.t.: Fatra-pihetsiketsika be nefa tsy mahavita inona firy. - t.i.f. : Mitominjaka j tominjaminjaka.…tohiny
Tomoetra: (toetra) mt. a.: Mitoetra, mipetraka, mijanona: Hitsinjouana ny ho auy ny vary tomoetra ao an-trano.…tohiny
Tomombana: p.t.: Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana. - t.i.f.:…tohiny
Tomorina: (tomotra) mt ih. (tomory): Akekezina akaiky dia akaiky: Tomory ny sary raha tsy hitanao mazaua tsara.…tohiny