Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Taona: a.: Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan'ireo fizarana efatra:…tohiny
Taona: a.: Tatitra entana na zavatra hafa ho amin'ny toerana hafa. • Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry…tohiny
Taontaona: p. t.: Adaladala, minomino foana befahatany. • t.i.f.: Mitaontaona. tohiny
Taontaonkafa: o.: Teny entimilaza ny feon'ny kankafotra, na io vorona io mihitsy koa. tohiny
Taoriana: p. mt.: Ny teny hoe "aoriana" ialohan'ny mariky ny lasa "t" ka ampiasaina hilazana fotoana: Tonga taorian'ny…tohiny
Taovany: a.: Izay rehetra ao anatin'ny tenan'ny biby vonoina — ivelan'izay antsoina andavanandro hoe hena — toy…tohiny
Taozavatra: a.: Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon'ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay…tohiny
Tapahina: (tapaka) mt. ih. (tapaho): Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady. • A-janona, ampiatoina: Aza tapahinao…tohiny
Tapaka: a.: Enti-milaza zavatra voadidin-java-maranitra ka tarangana mizara roa misaraka er?: Tapaka ny tehiko.…tohiny
Tapatapakahitra: a.: Resadresaka mahasoa amim-pihavanana, dinidinika. tohiny
Tapelaka: a.: Zavatra mifanosontsosona azo selatselahina toy ny kiran-trondro. tohiny
Tapelaka: p, t.: Enti-milaza felan-javatra lehibe velarana no fisaka. tohiny
tapelaka: mipelaka:midika fisaka na mivelatra be.ravina tapelakatohiny
Tapenaka: a: Ny tapany ambony amin'ny rindrin'ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony…tohiny
Taperina: (tapitra) mt. ih, (tapero): Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro. • Lanina:…tohiny
Tapia: a.: Karazan-javamaniry izay antonontonony ny habeny, maniry indrindra any amin'ny faritanin'Imamo ary…tohiny
Tapiaka: a.: Feon'ny zavatra mitefoka mafy, toy ny hazo mirefotra raha tapahina. - t.i.f.: Mitapiaka. - F.-p.:…tohiny
Tapihina: (tapika) mt. ih, (tapiho): Pehina (araka ny voalaza amin'ny tapika ft.): Nahoana no tapihinao ny uatomamy…tohiny
Tapika: na Tapiny a.: Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin'ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin'…tohiny
Tapika: a.: Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran'ny zavatra eny an-tanan'ny namany amin'ny fipehana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081