Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsilemita: a.: Anaran-kafa ilazana ny "amboakelin-drano". tohiny
Tsileondoza: a.: Karazam-bakana niambozonan'ny olona fahiny na nataony tamin'ny tanany na ny tongony mba hiaro azy…tohiny
Tsililalila: a.: Doladola, tolatola eny am-pandehanana na eo am-pipetrahana. - t.i.f,: Mitsililalila, fitsililalila.…tohiny
Tsilo: a. Fanazavana. - t.i.f.: Tsilovina, atsilo, voatsilo / mitsilo, fitsilo, mpitsi-10 / itsilovana, fitsilovana…tohiny
Tsilo: a.: Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin'ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo…tohiny
Tsiloina: (tsilo) mt. ih. (tsiloy): Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan'ny mpangalatra.…tohiny
Tsiloliloly: a.: Fivalanana mitsiranorano maditidity ohatra ny rehoka. - t.i.f.: Mitsiloliloly, fitsilollloly, tohiny
Tsilopilopy: a.: Fipipiza-maso; fip endramp en dran -kazavana der. Lopilopy). - t.i.f.: Mitsilopilopy. tohiny
Tsilotidotika: p. t.: Maloto.i t.i,f•: Mitsilotidotika, fitsilotidotika. tohiny
Tsilovina: (tsilo) mt. ih. (tsilouy): Hazavaina, omena hazavana: Tsilouy ireo ankizy ireo fa ratsy ny lalana. tohiny
Tsimahalatsaka: a.: Anarana hafa ilazana ny tsimperifery. tohiny
Tsimahatafitena: a.: Anarana ilazana ny tsindrahaka raha mbola kely. tohiny
Tsimaho: a.: Anarana karazangidro iray. tohiny
Tsimaitompangady: a.: Karazan-javamaniry azo akana loko angana (Indigo fera thymoides). tohiny
Tsimamindrahehitra: a.: Bibikely fahita ambany tsihy. 1 Anarana ilazan'ny olona koa ny mamba noho izy tsy afaka mamindra…tohiny
Tsimandingana: a.: Anarana ilazana ny zipotapa-behivavy tery kely ny ambany. tohiny
Tsimandoa: na Tsimandao a,: Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay. tohiny
Tsimandravina: a.: Zavamaniry tsy an-dravina toy ny vahinkary. tohiny
Tsimaroavaratra: a.: Lamba lasoa mainty. tohiny
Tsimatahoposa: (Ski) a.: Bara-rata ladinina mifanizina atao rindrin-trano. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.022