Litera t
Tsamontsamona: a.: Fitsakoana aharenesana ny fitsefotsefotry ny molotra. - t.i.f.: Tsamontsamonina, atsamontsamona,…tohiny
Tsamontsamonina: (tsamontsamona) mt. ih, (tsamontsamby): Hanina ka hatao mitsefotsefotra ny molotra.
tohiny
Tsanaka: sy Tsananàka p.t.: Enti-milaza ny menaka manorika avy amin'ny hena matavy. - t.i.f.: Atsananàka, voatsananàka,…tohiny
Tsangambato: a.: Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an'ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony: Vorodamba…tohiny
Tsangambava: a.: Lovia kely lalina aty fasiana rony, atao koa hoe tsatokaty.
tohiny
Tsangan-tanana: fifidianana tay atao amin'ny latsa-bato fa amin'ny fananganan-tana- na fotsiny.
tohiny
Tsangana: a.: Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha.…tohiny
Tsanganana: a.: Bika. • h. i: Bikan'olona mijoro lava. ? p. t, : Bikana.
tohiny
Tsanganolona: a.: Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin'olona telo mitsangana.
tohiny
Tsangantandroka: Jer. Kalanga.
tohiny
Tsangilihily: (Ski) a.: Biby andranomasina tahaka ny hatrotro.
tohiny
Tsangy: a.: Fitondrana ny anaran-dray; fanarenana ny harena aman-draharahan'ny fianakaviana; fanomezana voninahitra…tohiny
Tsanta: a.: Karazan-kiram-piangonana fanao amin'ny salamo, izay somary lavareny, fa amin'ny vaninteny roa na…tohiny
Tsantsambaitra: a.: Anaran'ahitra (Helichrysum).
tohiny
Tsantsana: a.: Feo mikiakiaka. • Hamailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa. - t.i.f.: Tsafatsantsana…tohiny
Tsantselatra: a.: Tara-pahazavana mihelatra ohatra ny an' ny fiadiana ampandihizina ka manjelatra. - t.i.f.: Tafatsantselatra…tohiny