Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Trabaka: a.: Fandentehana zava-maranitra lalina ao anaty nofo na zavatra malemy ha-fa; fanindronana higorobaka.…tohiny
Trabarana: mt. ih.: Jar. Trabahana. tohiny
Traboka: ft. niavian'ny hoe: Matraboka: Matsatso, tsy misy tsirony: Rano matraboka. tohiny
Trabotrabo: a. :Havokavok'omby. ¶ M.h.: Trabotrabony, trabotrabon-kena, havokavo-kena. tohiny
Trafana: sy Trafantrafana a.: Fihetsika mahery setra misy hatezerana; fitroatroarana; trifana. i t. f.: Trafantrafanina,…tohiny
Trafantrafanina: (trafana) mt. ih. (trafantrafano): Atao izay hahatezitra. tohiny
Trafo: a.: 1) Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, ans... 2)…tohiny
Traho: Trahotraho ft.: Handrohandro efa ho latsaka (orana, ranomaso...). tohiny
Traika: p.t.: Betsaka, vokatra, feno. tohiny
Traika: a.: Fidonana na fipohana amin-javatra ao ambany ka mihilangilana. - t.i.f.: Atraika, voatraika / mitraika,…tohiny
Traingo: a.: Fikapana amin'ny antsy ny tongo-biby hatreo amin'ny lohalika no ho midi-na. 1 t. f.: Traingoina,…tohiny
Traingoina: (traingo) mt. ih. (traingoy): Tapahina ny tongony. tohiny
Traingovazana: a.: Hozatra amin'ny leferana mampihetsfka ny voditongotra. tohiny
Traingy: Mitovy amin'ny Raingiraingy (jer. io teny io). tohiny
Traka: (Btl) a.: Anana: Mividy traka. tohiny
Traka: a.: Fanarenana ny loha hiatrana tsara. - t.i.f.: Atraka, voatraka, tafatraka / manatraka, fanatraka,…tohiny
Trakitraky: Mitrakitraky p.t.: Mievotrevotra avo, mitringitringy noho ny hahiazana: Trakitraky ny taolan-tratran'…tohiny
Traktera: (fr. tracteur) a.: Masinina natao hitarihana fiasana fambolena na fiotazana. tohiny
Traky: p.t.: Lava na mandroso noho ny namany (nify): Traky nify ity zaza ity. tohiny
Trama: p. t.: Ngeza, lehibe, indrindra eo amin'ny harena. Tremalahy: olona manankarem-be. ¶ M.h.: Tremalahy,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014