Litera t
Tolila: p. t.: Mandringa, tsy marina fipetraka fa lava sy fohy ny tongony ka mitongilana. - t.i.f.: Atolila,…tohiny
Tolitsika: p, t.: Mikolepaka, tsy ampy ila ka mandringa tsy marin-toerana ny vatany. - t.i.f.: Mitolitsika, fitolitsi•…tohiny
Toloko: a.: Tarama, feo mitaraindraina miaraka amin'ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso,…tohiny
Tolomina: (tolona) mt. ih. (tolomy): Bedaina: NotolomindRakoto ilay mpangalatra tratrany. • Hodidinina amin' ny…tohiny
Tolona: a,: Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan'ny kilatao henjankenjana…tohiny
Tolorana: (tototra) mt. pdr. (tolory): Rosoana zavatra omena amin'ny tanana: Totory voninkazo izy.
tohiny
Tolotra: a.: Fanomezana orne-na ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady. 1 Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy…tohiny
Tolotra: a, : Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na…tohiny
Tomaboha: a.: Vakim-pitaratra madio. ? Vongam-pitaratra kely miloko isan-karazany, misy boribory, misy lavalava,…tohiny
Tomamotamo: p. t : Vonivony tanora mahafinaritra, tahaka ny volon'ny tamotamo. 1 tif: Mitomamotamo, fitomamotamo.…tohiny
Tomandavana: p.t.: Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka: "Ir? tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka,…tohiny
Tomandeboka: (t. tr,) p.t: Miezinezina.
tohiny