Litera t
Tanteraka: p. t.: Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika. • Vita tsara an-tsakany…tohiny
Tanterakala: a.: Karazam-bahy izay atao fanamaintisa-nify ny raviny.
tohiny
Tantibazary: a.: Harona fitondra miantsena.
tohiny
Tantsarasampy: a.: Enti-milaza ny fanarahan-drindrina ataon'ny ankizy vao mianamandeha.
tohiny
Tanty: a.: Haron-kely fasiana ny vary hanina amin'ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin'…tohiny
Tanty: t.ih.: Azo iaretana, sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany. • Azo leferina, lefitra:…tohiny
Tany: a.: Teny tranainy ilazana ny "tomany", sady fototeny niavian'io teny io rahateo (tamin'ny alalan'ny…tohiny
Tany: fanafohezana ny hoe: "Tahiny": Raha tany mandalo any amin-dry dada ianao, ampamangio azy any aho.
tohiny
Tany: a.: Antontan-javatra boribory mimaona eny amin' ny habakabaka, onenan'ny olombelona, izay sady mihodinkodina…tohiny
Tao: p. mt.: Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hi-ta ilay rojo volamena.…tohiny
Tao: a.: Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na m anafika. * t.i.f.: Mitan, fitao, mpitao / itaovana,…tohiny
Tao: a.: Asa karakaraina sy vitaina: Tao voici. • Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra. - t.i.f.:…tohiny
Taolambalo: a.: Ireo taolana vain noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra…tohiny
Taolamizana: a.: Lempona lalina toa lavaka boribory eo afovoan'ny taolan'ny maoja.
tohiny
Taolampanavy: a.: Ireo taolana kilavalava roa somary mivolantsinana, mampitohy ny taolan-tratra amin'ny rangomaina.…tohiny