Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tandro: ft.: Fitsimbinana, fitandremana zavatra mba tsy ho simba, fandalana. * t.i.f.: Tandrovina, voatandm…tohiny
Tandrobalala: (Mer sy Btl) p. t.: Teny ilazana karazan-tandrok'omby mahitsy miendritandro-balala somary miondrika…tohiny
Tandrohana: (tandroka) mt. ih. (tandrohy): Petahana tandroka, izay ampiasaina ho toy ny vantozy amin'ny fitsaboana…tohiny
Tandrohina: (tandroka) mt. ih. (tandrohy): Raisina amin' ny tandroka. tohiny
Tandroho: a.: Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin'ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana…tohiny
Tandroka: a.: Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan'ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,...…tohiny
Tandrokosy: (Br) p. t.: Tandrok' omby miendri-tandrok'osy. tohiny
Tandrovina: (tandro) mt. ih. (tandrovy): Tandrem ana, tsimbinina, raharahaina (tsy fiteny anefa afa-tsy amin'ny…tohiny
Tandry: Mitovy amin'ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin'ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken'ny saina…tohiny
Tandry: a. (tsy dia fampiasa loatra): Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka, * t.i.f.: Tandrena…tohiny
Tanehina: (tanika) mt. ih. (taneho): Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena. ? Ampangotrahina: Tanehina…tohiny
Tanesaka: a.: Fandeha mitsikamokamo, mivaroraka sy mitaredretra (jer. Danesaka). * t.i.f.: Mitanesaka, fitanesaka,…tohiny
Tanety: a.: Tany be tsy anaty rano. * t.i.f.: Mananety. - F.-p.: Tanety lava misy fisainana: enti-milaza fa…tohiny
tangala: Tangala: dia tehina, vy na hazo voafantina sahazan'ny ankihibe sy ny fanondro didinina. ny zokiolona…tohiny
tangalamena: tehina omena ny zokiolona ao an-tanana. tangala: tehina vy na hazo. omena, atolotra an'izay ray amandrenibe…tohiny
Tangarana: na Tarangana p. t.: Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin'iny. - t.i.f.: Tangaranina,…tohiny
Tangaranina: (tangarana) mt. ih. (tangarano): Tapahina hentitra tsara. tohiny
Tangary: p. t.: Fetsy mody miseho ho olon-tsotra, kanjo fiharatra. * t.i.f.: Mitangary, fitangary / itangariana,…tohiny
Tangazona: a.: Tana, sakana (mitovy amin'ny Hazona). * t.i.f• : Tangazonina, atangazona, voatangazona / manatangazona,…tohiny
Tangazonina: (tangazona) mt. ih. (tangazony): Tanana, hazonina, sakanana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2826