Litera t
Tambinoana: a,: Anarana karazan'ahitra an-drano.
tohiny
Tambintsy: na Tambitsy a.: Hazo fanao ody hatina ny fakany (Psocospermum androsoemifolium, Baker).
tohiny
Tambiorîo: (Tsm) a: Hevitra na zavatra tonga tampoka ao an-tsaina eo am-pitenenana ka anadinoana ny hevitra na…tohiny
Tambitamby: a.: Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao…tohiny
Tambo: p.t.: Ialohan'ny hoe "tsy" mandrakariva io teny io, ka ny heviny amin'izany dia hoe be dia be, lehibe…tohiny
Tamboavoa: a.: Fivontosana amin'ny lalan'ny hozatra iray izay misy zavajavatra mavomavo ao anatiny: Ny atodintarina…tohiny
Tamboazily: p.t.: Botrefona. ? Ombalahy.
tohiny
Tambohitra: a.: Ny mponina amin'ny havoana, amin'ny vohitra na tanàna an-tampon-kavoana.
tohiny
Tamboho: a.: Fefy tany atao manodidina ny fonenana. * F,-p.: Tamboho tsy uikinin-dahy: tamboho tsy dia avo loatra,…tohiny
Tambolavola: a.: Kiborin-javatra maditidity, toy ny vary masaka, fats, tanimanga, ka potsipotsehina sy volavolaina…tohiny
Tambolavolaina: (tambolavola) mt. th, (tambolauolao): Atao boribory ; volavolaina.
tohiny
Tambolenina: (tambolina) mt. ih. (tamboleno): Asangodina.
tohiny
Tambolina: a.: Sangodin-drivotra, na rano na vovoka. ? Enti-milaza zavatra mihorongorona lava, mitangolingolika.…tohiny
Tambolivoly: a: Ngolingoly, tsaroana dontodonto.
tohiny
Tambolovolo: p. t.: Tsy havana na sakaiza.
tohiny
Tambongana: a: Fitambatambaran-javatra mivongam bongana. - t.i.f.: Atambongana, tafatambongana / manatambongana,…tohiny
Tambororiitra: a.: Firiotana midina; fikororosiana hankamin'ny ambany; filetsena sa-hala amin'ny tany mikoa. * Atambororotra,…tohiny
Tambotsotra: a.: Fikorisana na fidinana amin'ny iva. ? h.o.: Fihemorana, tsy fahasahiana manohy ny natao fa miverina…tohiny