Litera t
Tsikotrokotroka: a,: Mitovy amin'ny Kotrokotrobato.
tohiny
Tsikovoka: a.: Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra…tohiny
Tsikozakoza: a.: Hozohozo, taredretra, tsiredareda, fitadiavam-pivelomana ats$' arys. 6 Li. f.: Tsikozakozaina, tafatsikozakoza…tohiny
Tsikozakozaina: (tsikozakoza) mt. ih. (tsikozakozày): Atao am im-p itsi r e dar e dana.
tohiny
Tsiky: a.: Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampise- ho hamiranana na atao ho…tohiny
Tsilafolafo: Mitovy amin'ny Lafolafo.
tohiny
Tsilailay: a.: Fivadibadika, fitsimbadimbadika amin'ny tany ohatra ny ataon'ny ankizy na ny biby sasany toy ny…tohiny
Tsilaingalainga: a,: Lainga atao toy ny kilalao amin'ny fodiana manao izao na izao.
tohiny
Tsilakolako: Jer. Tsilaiko.
tohiny
Tsilaky: a.: Ahitra anaovana fisotro mahatonga ho sahisahy sy tsy ho menamena-poana. - F.-p,: Misotro tsilaky:…tohiny
Tsilalantany: p. t.: Be dia be izaitszy, sesehena: Vahoaka tsilalantany no tao an-tsena aninaraina.
tohiny
Tsilamodamoka: p.t.: Jer. La-moka.
tohiny
Tsilany: a.: Fomba fandry ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony. 1 Fitoeran-javatra…tohiny
Tsilaolao: a.: Kilalao madinika natao hanarian-dia sy hialana voly: Ny kindriandriana dia tsilaolao natao ho an'ny…tohiny
Tsilasilasy: a.: Tsiredareda, danesaka, tavozavoza. 1 Atsilasilasy, tafatsilasilasy ) mitsilasilasy.
tohiny