Litera t
Tsatsefaka: Mitovy amin'ny Tsefaka.
tohiny
Tsatselika: Mitovy amin'ny Tselika.
tohiny
Tsatsiahina: (tsatsiaka) mt. ih. (tsatsiaho): Atao rovitra ka heno ny fitriarany.
tohiny
Tsatsiaka: p. t.: Rovitra ka heno ny fitriarany. - t.i.f.: Tsatsiahina, atsatsiaka, voatsatsiaka, tafatsatsiaka…tohiny
Tsatsika: a.: Fitonoana hena eo ambony afo, ka atao amin' izao na amin'ny salazam-by. i t.i.f.: Atsatsika, voatsatsika,…tohiny
Tsatsimenitra: a.: Anaran'antoko-miaramila iray naorin'ny mpanjaka Ranavalona II.
tohiny
Tsatso: a.: Tsy fisian-tsiro ; toetran'ny zavatra tsy misy tsirony, matsaboka. - t.i.f.: Tsatsoina, atsatso,…tohiny
Tsatsoina: (tsatso) mt. ih. (tsatsoy): Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity…tohiny
Tsavatsava: a.: Fanaovana hitsin-dalana, ka tsy mizotra amin'ny lalana faleha fa mamakivaky eny rehetra enY manitsaka…tohiny
Tseatseake: (Ski) a.: Voronkely lava vava mitovitovy amin' ny goaika ny sorany.
tohiny
Tsefaka: p.t.: Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. - t.i.f.:…tohiny
Tseforana: (tsefotra) mt, pdr. (tsefory): Enti-milaza zavatra na olona anapoahana vanja; andefasana ny rivotra…tohiny
Tsefotra: a.: Fipoahana malemilemy; enti-milaza ny fivoahan'ny rivotra voangona ao amin'ny zavatra iras ka tampoka…tohiny
Tsehatseha: a.: Fihetsika miadana ary tsy maka mahery; famindra mailamailaka ary tsy migodona na kely akory aza…tohiny
Tsehina: (tsaika) mt. ih. (tseho): Alaina mangingina, atao tsy fantatra: Notsehin'ny adala marina ilay bokiko…tohiny
Tsehontsehona: a.: Tafa, rasa-ka lava taria. • Habasiam-bava, tsaontsaom-bava. 1 Tsy fahatanam-bava, hamantambava.…tohiny
Tsehontsehonina: (tsehontsehona) mt. ih. (tsehontsehony): Asaina mitsaontsaombava, asaina mamboraka ny tsy filaza.
tohiny