Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tobatoba: a.: Fanakotabana ny rano. ? Fandaniana be, fandanilaniana foana. i t.if.: Tobatobaina, atobatoba, voatobatoba,…tohiny
Tobatobaina: (tobatoba) mt. ih. (tobatobao): Hetsiketsehina, kobanina, kotabaina: Nahoana no tobatobain'ialahy ny…tohiny
Tobebaka: p. t.: (harona) Be va-va nefa tsy lalina aty; (trano) iva nefa malalaka; tabebaka. i t.i.f.: Mitobebaka,…tohiny
Toby: a: Toerana ilasian'ny tafika. ? Toerana anorenana trano vonjimaika hitoeran' ny mpiasa toy ny mpihady…tohiny
Todiana: (Tsm) a.: Voronkely misy fotsy eo amin'ny feny sy eo ambony kibony. ? h. i.: Omby mitovy volo main'…tohiny
Todihina: (todiha) mt. ih. (todiho): Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana…tohiny
Todika: a.: Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. i t.i.f.: Todihina,…tohiny
Todina: (tody) mt. ih.: Ifoterana: Notodin'ny nataony ilay mpifetsifetsy zavatr'olona ka maty fadiranovana.…tohiny
Toditra: a.: Fanandramana kely ny sakafo andrahoina mbola tsy tena masaka, izay noheverina ho karazana fametavetana…tohiny
Tody: p.t.: Tonga an-tseranana: Tody soa aman-tsara ny sambonay. • a.: Valin'ny tao mifotitra amin'ny tena:Ny…tohiny
Toerana: a.: Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataouy amin' ny toerany auy ny zavatra rehetra.…tohiny
Toetra: a.: Teny enti-milaza ny hevitra sy ny fihetsika ao amin'ny olona iray, izay anisan'ny mampiavaka azy…tohiny
Tofantsika: n.: Fibaraingoana manao andohalambo, fihantsihana, filantsihana. - t.i.f.: Atofantsika, voatofantsika,…tohiny
Tofatofa: a.: Fihetsiketsiky ny taho malefolefo tsofin'ny rivotra; fihofahofan'ny volon-doha rahamihazakazaka;…tohiny
Tofefika: p.t.: Mihilana, mirai-ka, mirona, mitady hihohoka. 6 t,if,: Atofefika, voatofefika, tafatofefika / manatofefika,…tohiny
Tofendro: a : Fitalahoana mafy dia mafy. - t.i.f.: Mitofendro. tohiny
Tofezahina: (tofezaka) mt. ill. (tofezaho): Tsy omena hanina, avala ho noana. tohiny
Tofezaka: p. t.: Trotraky ny hanoanana. - t.i.f.: Tofezahina, atofezaka, voatofezaka, tafatofezaka / manatofezaka,…tohiny
Tofezika: a,: Fandehanana mankatsy mankaroa. tohiny
Tofina: Tofintofina Tt,: Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin'ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0794