Litera t
Tangena: a.: Zavamaniry fantatra indrindra amin'ny voany mangidy, izay nampiasaina fahagola hitsarana ny olona…tohiny
Tangerenana: (tangerina) mt. ih. (tangereno): Sangodinina.
tohiny
Tangerina: ft.: Fisangodingodina, fitambolimbolina. - t.i.f.: Tangerenana, atangerina, voatangerina, tafatangerina…tohiny
Tangezaheza: ft.: Fijoroana mijanona tsy mandroso tsy mihemotra. * t.i.f.: Mitangezaheza.
tohiny
Tangika: a.: Teny ilazana ny marary mivonto amin'ny te-na, tarimo, na Larimon'aret?-mifindia toy ny pesta izany…tohiny
Tangirihana: na Tangirifana (tangirika) mt. ih. (tangiriho, tangirifo): Loahana.
tohiny
Tangirika: a.: Hirika, loaka kely migorobaka amin'ny en-china na amin'ny fefiloha a-tao fandehanan'ny rano (jar.…tohiny
Tangitrihana: (tangitrika) mt. ih. (tangitriho): Anitrihana, andentehana.
tohiny
Tangitrika: ft.: Boiboika, fantsitsitra, toy ny fifantsitsiran'ny rano avy ao anaty tany. ? Fandentehana zavatra…tohiny
Tangizina: ft.: Toetran'ny zavatra mifanety, mifamoritra. * t.i.f.: Atangizina, voatangizina, tafatangizina/ manatangizina,…tohiny
Tango: a.: Fanapahana amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na laingon'ny anana; fanapahana ny tongotra…tohiny
Tangoaka: a.: Loaka, gorobaka. ? Kilalaon'ankizy mitsingoloka ka ny lohany ataony anelakelaky ny tanany roa, ny…tohiny
Tangolehina: na Tangolehana (tangoloka) mt. ih. (tangoleho): Aolana, aolikolika; fididirana.
tohiny
Tangolika: a.: Fadiditra; olikolika. - t.i.f.: Tangolehina, tangolehana, atangolika, voatangolika, tafatangolika/…tohiny
Tangoloahana: (tangoloaka) mt. ih. (tangoloahy): Loahana mangotàna.
tohiny
Tangoloaka: a.: Loaka mangotana ao anaty tany, na ao amin'ny rindrina, na amin' ny fefiloha atao handehanan'ny rano.…tohiny