Litera t
Trinaingo: (traingo) mt. ih. misy tsofoka in: Voatraingo, traingoina, tapahina ny tongony (omby).
tohiny
Trinebika: (trebika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatrebika, trebehina, tsatohana, trobahana: Notrinebiny ny antsy…tohiny
Tringa: a.: Fandringana, fandehanana mitongilana fa fohy ny tongotra ilany. - t.i.f.: Manatringa, fanatringa…tohiny
Tringitringy: sy Trinitriny a.: Tendron-tendrombohitra marani-doha. - t.i.f.: Atringitringy, voatringitringy, tafatringitringy…tohiny
Trinitriny: a.: Jar. Tringitringy.
tohiny
Trinotro: (trotro) mt. ih. misy tsofoka in: Trotroina, voatrotro: Zaza mbola trinotrondreniny io.
tohiny
Tripanozaoma: (fr. tripanozome) a.: Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran'ny lalitra atao hoe tsetse, izay…tohiny
Tripitripika: Mitovy amin'ny Tribitribika.
tohiny
Tritra: a.: Fitseforana, fipoahana tatavia mibontsina izay miboana. - t.i.f.: Mitritra / itrirana, fitrirana.…tohiny
Tritratritra: a.: Hamaivanan-doha mahatonga hipelipelika sy hitsambikimbikina manakotaba ny sasany. - t.i.f.: Atritratritra,…tohiny
Tritry: a,: Ny taolana mifampitohitohy amin'ny hazondamosin'ny olona na ny biby. - t.i.f.: Mitritritritry, fitritritritry.…tohiny
Troaka: a.: Fandrenesana maharary eo amin'ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika. ? Feo re avy…tohiny
Troatra: a.: Fialana tampoka amin'izay misy ny tena no-ho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy. • Fahatairan'ny…tohiny
Trobahana: (trobaka) mt, ih. (trobahy): Gorobahana amin'ny zava-maranitra: Notrobahany tamin'ny lefona ny laniuoany.…tohiny
Trobaka: a.: Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo. ? p.t.: Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny…tohiny