Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tresahina: (tresaka) mt. ih. (tresaho): Vakina sady verahina. tohiny
Tresaka: p.t.: Vaky sady mivava, misokatra. - t.i.f.: Tresahina, atresaka, voatresaka, tafatresaka / manatresaka,…tohiny
Tresatra: Mitovy amin'ny Tresaka ihany. tohiny
Tretraka: a.: Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy. * F.-p.: Tretrak'akanjo:…tohiny
Tretraka: (Tsm) a.: Faritra hatreo amin'ny tenda ka hatreo amin'ny tratra;tratramborona. tohiny
Tretrika: p, t.: Sambatra dia sambatra, finaritra sy man-dry feizay, tapi-paniriana. 1 t.i.f.: Mahatretrika /…tohiny
Tretroka: a.: Ny saoka mivalombalona manao ambaratonga noho ny hatavezana; saoka roa. - t.i.f.: Mitretroka. tohiny
Trevatreva: a.: Famindra na fandeha mivatravatra sy miriadriatra. - t.i.f.: Mitrevatreva, fitrevatreva, mpitrevatreva…tohiny
Triarina: (triatra) mt. ih. (tria-ro): Rovitina, tatahana. tohiny
Triatra: p.t.: Rovitra, tataka: Triatra ny akanjoko. ? Vaky, tsefaka: Triatra ny rindrin' ity trano ity izany.…tohiny
Tribitribika: na Tribitriby a.: Fahamaroana be dia be, hahohaho, pitipitika, tripitripika. - t.i.f.: Mitribitribika…tohiny
Trifana: a.: Hamaimaizanahirifatra atsy hirifatra aroa. - t.i.f,: Trifanina, atrifana, voatrifana, tafatrifana…tohiny
Trifanina: (trifana) mt. ih. (trifano): Asaina mirifatra atsy mirifatra aroa. tohiny
Trifona: Mitovy amin'ny Trefona. tohiny
Trikatrika: sy Trikitriky a.: Hahiazana. ? Haraorao, harokoroko. •Kitoantoana. - t.i.f.: Mitrikatrika, fitxikatrika.…tohiny
Trikitriky: a.: Jar. Trikatrika. tohiny
Trimo: a.: Anaran-kafa nilazana ny voay taloha. ? Olona vaventy be. tohiny
Trimobe: a.: Bibiolona voalaza ao amin'ny angano ho makadiry sy lozabe ary mpihinana olona. tohiny
Trimoka: Mitovy amin'ny Tsimoka. tohiny
Trina: a.: Hazo kely maniry amin'ny vatan'ny hazo hafa, izay atao koa hoe "hazomiavona". tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0563