Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tahafina: (tahaka) mt. ih. (tahafo): Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin'ny endrika…tohiny
Tahaka: p. t.: Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! * t.i.f.: Tahafina, voatahaka, tinahaka / manahaka,…tohiny
Tahàka ny: ppk.: Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an'ohatra: Tahàka ny dian-tongotra hauia ny…tohiny
Tahalaka: a.: Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin'ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary…tohiny
Tahamaina: Jer. Tehamaina. tohiny
Tahana: (taha) mt. ih. (tahao): Enti-milaza ny vadibe no-mena taha: Notahan-dRakoto Rasoa dia nampakatra bodokely…tohiny
Tahezana: a.: Fihasimban'ny Tehezana. tohiny
Tahia: a.: Angaka kely mitovy amin'ny tsiriry ny volony (Dendrocygna major). tohiny
Tahina: (tahy) mt. ih, (tahio): Ambinina, hasoavina: Hotahin'Andriamanitra anie ianareo! tohiny
Tàhiny: p.mt.: Teny tsy fampiasa rafla tsy eo aorianan'ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na…tohiny
Tahirizina: Tehirizina (tahiry) mt. ih. (tahirizo, tehirizo): Atokana amin'ny toerana iray mba tsy ho very na ho…tohiny
Tahiry: a: Zavatra sarobidy na vola angonina amin'ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny…tohiny
Tahisienina: (fr. tahitien) a.: Ny mponina tompon-tany any amin'ny tanin'i Tahiti, nosy lehibe indrindra amin' ireo…tohiny
Tahitahina: a.: Karazana sodina fa natao tamin'ny voatavo arivolahy na vilany tany kely ohatra ny totohondry ny…tohiny
Taho: a.: Fizarana na fitantanana ny toaka amin'ny mpisotro. * t.i.f.: Tahoina, voataho / mitaho, fitaho,…tohiny
Taho: a.: Ny rantsan'ny zavamaniry mihazona ny ravina sy ny voa: Tahom-boaloboka. ? Ny ilan'ny zavatra anankiray…tohiny
Tahoana: (Btm) a.: Hazo na volotsangana atohy amin'ny vozon'alika ka itondrana azy lavitra. tohiny
Tahoina: (taho) mt. ih. (tahoy): Zaraina na tantanina (toaka): Dia nalain'Isorana ny laposety iray tsy mbola…tohiny
Tahonanganala: a.: Anaram-bakana lavalava manopy manga. tohiny
Tahontahona: p. t.: Tsotra loatra, miveravera rehefa manao zavatra, mitavozavoza, midrah o drah o ; manta vava. *…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0712