Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tampodina: (tampody) mt. th. (tampodio): Zairinamandroso sy miverina. tohiny
Tampody: a.: Teny ilazana ny fiverenana amin'ny toerana nialana ny androtr'inY ihany. ? Fomba fanjairana mandroso…tohiny
Tampohana: (tampoka) mt. pdr. (tampohy): Ampiana rano: Nahoana no notampohanao rano ity ronono ity? tohiny
Tampohina: (tampoka) mt. ih. (tampohy): Tratrarina tampoka, sovohina: Notampohin' ny fahaua?o ny tao an-tandna.…tohiny
Tampoka: a.: Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro…tohiny
Tampoka: p. mt.: Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto. ? Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka…tohiny
Tampona: a.: Ny faritra avo indrindra amin'ny zavatra iray: Ny tampon'ny tendrombohitr'Ankaratra no atao hoe:…tohiny
Tamponana: (tampona) mt. ih. (tampony): Asiana eny antampony; jerena avy eny antampony. tohiny
Tamy: mt. p.: Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao. tohiny
Tamy: a.: Loaka, na hirika ataon'ny mpangalatra amin' ny rindrina, ? Fananihana, fandrobana fananana amin'…tohiny
Tamy: ppk.: Filazana ny lasa amin'ny hoe: Amy: Tonga tamin'ny Alatsinainy izy. tohiny
Tana: a. sady mt. ih.: Tazona, fihina, geja amin'ny tanana. • t.i.f.: Tanana, atana, voatana / mitana, fitana,…tohiny
Tana: a.: Biby mandady, irainjehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo…tohiny
Tana: a.: Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Miheui-tena ho tapi-pahaizana…tohiny
Tanahina: na Tananahina na Tanarahina (tanaka: tsy fampiasa) mt. ih. (tanaho, tananaho, tanaraho): Zohina sy enjehina…tohiny
Tanàka: p. t.: Gaga, zendana, ilazana olona mahita zavatra mahavariana ka mivanaka, mitanatana ny vava. - t.i.f.:…tohiny
Tanala: a.: Foko lehibebe, mitoetra amin'ny tany misy ny havoanan'Ikongo rakotr'ala izay manapaka azy hatrany…tohiny
Tanalahinala: a.: Karazana ta-na lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany. tohiny
Tanan'akanjo: faritry ny akanjo manarona ny sandry. / Tanan-daua: zavatra ifanoloran'ny olona mitandahatra maromaro…tohiny
Tanàna: a.: Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra arapomba mahafinaritra ny maso…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.012