Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsindrimandry: a.: Fampidiran'Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain'olona vonona handray azy avy…tohiny
Tsindrimpeo: a.: Fanindriana ny feo manokana eo am-panononana teny iray: lavitra. Misy efatra ny fiantsoana ny tsindrimpeo:…tohiny
Tsindroana: ft.: Fakana zavatra tsisy filaharana fa mbetika atsy mbetika aroa, tsiroaroa. - t.i.f.: Tsindroanina,…tohiny
Tsindroanina: (tsindroana) mt. ih. (tsindroany): Alaina tsy misy filaharana, fidina alaina atsy alaina aroa: Tsy nalainy…tohiny
Tsindrodrotra: a.: Karazan'ahitra fanaovana satroka (Sporo bolus indicus). tohiny
Tsindrohina: (tsindroka) mt. ih. (tsindrohy): Tsaingohin' ny vorona amin'ny vavany: Notsindrohin'ny vorona ireo voan-katsaka…tohiny
Tsindroka: a.: Voan-javatra eny amin'ny tany tsaingohin'ny vorona amin'ny vavany; hanina latsaka amin'ny tany raisina…tohiny
Tsindrona: a.: Fandoahana na famelezana amin'ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron'ny paingotra. • Fitsaboana…tohiny
Tsindronina: (tsindrona) mt ih. (tsindrony): Loahana na asiana amin'ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin'1-koto…tohiny
Tsindry: a.: Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo. 1 Fanaingenana zavatra eo ambonin'…tohiny
Tsinentsina: (tsentsina) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsentsina, tsentsenana. tohiny
Tsingadina: a.: Fianjerana, fahapotrahana, ka mikodia eny amin'ny tany mihitsy, - t.i.f.: Atsingadina, voatsingadina,…tohiny
Tsingala: a.: Bibikely mivelona any anaty rano, mety hanaraka ny rano sotroina ka mahafaty raha voatelin'ny olona…tohiny
Tsingalahala: a.: Fihetsiketsika, fitrifantrifana. tohiny
Tsinganga: a.: Toetran'ny zavatra miainga na miakatra mitsangana ny ilany iray fa iva kosa ny ilany iray. - t.i.f.:…tohiny
Tsingangaina: (tsinganga) mt. ih. (tsingangao): Aingaina ny ilany iray. tohiny
Tsingaohina: (tsingaoka) p.t.: Voan'ny tsingaoka. tohiny
Tsingaoka: a.: Hatina madinika mamorofotra amin'ny hoditra. - t.i.f.: Tsingaohina. tohiny
Tsingarangadona: a.: Karazambalala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin'ny tany be vato misy kotofohfn'ahitra…tohiny
Tsingarivary: (Tsm) a.: Anaranjavamaniry sahala amin'ny vary; tsimparifary. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0266