Litera t
Tsidradra: na Tsidradraka a.: Teny ilazana toetra maro, toy ny an'ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana…tohiny
Tsidradraina: na Tsidradrahina (tsidradra) mt, ih. (tsidradrao, tsidradràho): Aingaina ho avo.
tohiny
Tsiefatrefatra: p. mt.: Milahatra manao antokony efatrefatra avy: Milahara tsiefatrefatra ianareo, fa malalaka ny arabe.…tohiny
Tsienimposa: a: Karazan-kazo misy tsilotsilony hatrany ampotony ka hatrany an-tendrony (hany ka tsy anihin'ny fosa),…tohiny
Tsieninenina: p. mt.: Enti-milaza filaharana enina enina.
tohiny
Tsifahipahitra: a: Jer, Fahitra.
tohiny
Tsifaritsoka: a.: Karazan'ahitra.
tohiny
Tsifatifaty: a: Lalao fanaon' ny ankizy manao "matimaty" ka valala no ataony faty alevina.
tohiny
Tsifidianana: a: Karazam-basy iray nisy teto amintslka fahizay.
tohiny
Tsifitofito: p. mt.: Enti-milaza filaharana fito fito: Nalalaka ny arabe ka afaka nilahatra tsifitofito ny mpianatra.…tohiny
Tsifolofolo: p. mt.: Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy:Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidin…tohiny
Tsihanihany: a: Vazivazy ilalaovana, vosobosotra izay indraindray entina hanarabiana. - t.i.f.: Mitsihanihany.
tohiny
Tsihifina: (tsihika) mt. ih. (taihifo): Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao…tohiny