Litera t
Tsimperifery: a.: Zavamaniry masiatsiaka ny voany toy ny dipoavatra vahiny, izay atao koa hoe tsimahalatsaka.
tohiny
Tsimpimpina: a,: Karazan'ahitra fanao ody folaka na mioritra.
tohiny
Tsimpohafoha: a.: Dongon-tany kely ataon'ny kankana na ny bibikely hafa mivoaka avy any anaty tany. - t.i.f.: Tsimpohafohazina,…tohiny
Tsimpohafoha: a.: Zavamaniry karazan'ny mihoronkorùna fa kely.
tohiny
Tsimpohafohazina: (tsimpohafohazina) mt ih. (tsimpohafohazy): Enti-milaza ny tany ataon'ny bibikely mitsitokotoko eny…tohiny
Tsimpona: a,: Fakana zavatra tsy indray mandeha fa imbetsaka; fandraisana tsirairay hatrany; fantina; fifantenana…tohiny
Tsimponina: (tsimpona) mt. ih. (tsimpony): Alains tsirairay: Notsimponiny ireo vakana niraraka tamin'ny tany. 1…tohiny
Tsin-: Tovona fanaovana fototeny faharoa manamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Tsingerina (herina), tsinjara…tohiny
Tsinabo: (tsabo) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsabo, tsaboina, karakaraina mba ho sitrana: Betsaka izay olona…tohiny
Tsinaika: (tsaika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsaika, tsaikaina, tsaikafina, fantenana: Ny voa e fa notsinaika…tohiny
Tsinaikanaika: Mitovy hevitra ary mitovy fiovana endrika amin'ny Naikanaika.
tohiny
Tsinainaina: ft.: Toetran'ny olona na biby nosesefan-kanina. i t. Mitsinainaina, fitsinainaina.
tohiny
Tsinaka: sy Tsinatsinaka a.: Fibontsin'ny kibo (toy ny an' ny vehivavy bevohoka). - t.i.f.: Mitsinaka, fitsinaka.…tohiny
Tsinana: p.t.: Enti-milaza ny volana vao miandoha, vao miverina miseho ho hita indray, rehefa avy maty: Tsinana…tohiny
Tsinanaina: p.t.: Teny enti-milaza ny tanimbary dibo-drano be loatra.
tohiny
Tsinanginangy: a.: Hasahiana be loatra, fidaondaom-bava: Tsy zaka leferina intsony ny tsinanginangin'io vehivavy io.…tohiny
Tsinaonaona: Jer. Kinaonaona.
tohiny