Litera t
Tresaka: p.t.: Vaky sady mivava, misokatra. - t.i.f.: Tresahina, atresaka, voatresaka, tafatresaka / manatresaka,…tohiny
Tretraka: a.: Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy. * F.-p.: Tretrak'akanjo:…tohiny
Tretrika: p, t.: Sambatra dia sambatra, finaritra sy man-dry feizay, tapi-paniriana. 1 t.i.f.: Mahatretrika /…tohiny
Tretroka: a.: Ny saoka mivalombalona manao ambaratonga noho ny hatavezana; saoka roa. - t.i.f.: Mitretroka.
tohiny
Trevatreva: a.: Famindra na fandeha mivatravatra sy miriadriatra. - t.i.f.: Mitrevatreva, fitrevatreva, mpitrevatreva…tohiny
Triatra: p.t.: Rovitra, tataka: Triatra ny akanjoko. ? Vaky, tsefaka: Triatra ny rindrin' ity trano ity izany.…tohiny
Tribitribika: na Tribitriby a.: Fahamaroana be dia be, hahohaho, pitipitika, tripitripika. - t.i.f.: Mitribitribika…tohiny
Trifana: a.: Hamaimaizanahirifatra atsy hirifatra aroa. - t.i.f,: Trifanina, atrifana, voatrifana, tafatrifana…tohiny
Trikatrika: sy Trikitriky a.: Hahiazana. ? Haraorao, harokoroko. •Kitoantoana. - t.i.f.: Mitrikatrika, fitxikatrika.…tohiny
Trikitriky: a.: Jar. Trikatrika.
tohiny