Litera t
Tsirika: a.: Fizahana mba hijery, fanarangaranana. il t.i. f.: Tsirihina, voatsirika, tsinirika 1 mitsirika,…tohiny
Tsirikarika: a.: Taolana mitrikitriky. ¶ M.h.: Rikarika.
tohiny
Tsirinteny: a.: Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika.
tohiny
Tsiririka: a.: Fantsitsftra. • Fivalanana miporiatra. - t.i.f.: Atsirhika, tafatsiririka 1 mitsiririka, fitsiririka,…tohiny
Tsiriritina: (tsiriritra) mt. ih. (tsiririto): Irina fatratra ho azo na hohanina: Notsiriritiny aoka izany iiay kilalao…tohiny
Tsiriritra: ft.: Faniriana fatratra hanana na hihinana. - t.i.f.: Tsirixitina, voatsiriritra, tafatsirhitra 1 mitsiriritra,…tohiny
Tsiriry: a.: Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany.…tohiny
Tsiriry: a.: Karazan'ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian'ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana…tohiny
Tsirivo: a.: Zavamaneno kasohina toy ny tsikadraha: volotsangana vaventy toy ny haben'ny sandry no alaina; asiana…tohiny
Tsiro: a.: Toetran'ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan'ny lela: Samy hafa mihitsy ny…tohiny
Tsirokonangatra: a: Karazanjavamaniry fanao fanafody mampivalana sy mampahatsemboka (Cassia).
tohiny
Tsiry: a.: Ny voa sy ny tsimoky ny zavamaniry vao mise-ho: Tokony hotandremana tsara amin'ny biby ny tsirinjauamaniry.…tohiny
Tsisangisangy: a: Tsilalao fisangisangiana, tsivazivazy.
tohiny
Tsitaitaika: a.: Filatsahan-javatra tsy misesy fa mielanelana; fitetevana. •Fanenon-dakolosy maneno dia miato. ~…tohiny
Tsitakatrankiaka: (Tsm) a.: Karazan'androngo madinika haingam-pandeha izaitsizy.
tohiny