Litera t
Tsimativonoina: a.: Anaran-javamaniry mateza tsy maty vonoina.
tohiny
Tsimatoalaza: a.: Anaran-javamaniry fanao fanafody.
tohiny
Tsimatra: a.: Hombo apetaka amin'ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin'ny bao filanjana. 1 Hombo vy mifaraingo…tohiny
Tsimbadika: a.: Vadika, fihodinana hankao amin'ny ilany; hohoka. - t.i.f.: Atsimbadika, voatsimbadika, tafatsimbadika…tohiny
Tsimbaivay: a.: Karazam-balala maitsomaitso. 1 p.t.: Mavany, sahy ratsy.
tohiny
Tsimbalabala: a.: Kilalaon'ny ankizy mifampitifitifitra ka voan-javatra boribory kely no ataony balabala.
tohiny
Tsimbalivaly: a.: Valim-bonoana.
tohiny
Tsimbalivaly: a.: Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana.
tohiny
Tsimbalombalo: a.: Ny atin' ny tandrok'omby.
tohiny
Tsimbarivary: a.: Karazan-damba misoratsoratra.
tohiny
Tsimbasibasy: a.: Kilalao misarim-basy.
tohiny
Tsimbatavata: a.: Anaram-balala.
tohiny
Tsimberivery: a.: Riorio, renireny. • t.if.: Tafatsimberivery / mitsimberivery, fitsimberivery, mpitsimberivery /…tohiny
Tsimbilaotra: a.: Karazan-kazo kely madinika malefolefo fanao garaba.
tohiny
Tsimbina: a.: Tandrina, karakara, ahy. - t.i.f.: Tsimbinina, atsimbina, voatsimbina / mitsimbina, fitsimbina,…tohiny
Tsimbinina: (tsimbina) mt. ih. (tsimbino): Karakaraina tsara, ahina fatratra: Notsimbininy ny asany ka nisondrotra…tohiny
Tsimbohitra: a.: Fanoherana ny manam-pahefana. - t.i.f.: Atsimbohitra, voatsimbohitra, tafatsimbohitra / mitsimbohitra,…tohiny
Tsimbolavola: a.: Karazam-balala vasobaso-bolo (Catantops debilitalus).
tohiny