Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsihitafototra: a.: Anaran-javamaniry misy tahony madinika ohatra ny horona ka mandadina eny ambony ahitra eny; tsy…tohiny
Tsiho: a: Anarana karazan-kazo iray (Salix madagascarir. sis). tohiny
Tsihy: a.: Tahon-javamanirY madinika — toy ny zozoro na ny herana na harefo — voarary ka atao lafika hipetrahana…tohiny
Tsiiziizy: p.t.: Samy hafa toetra kely. tohiny
Tsika: a: Hazo maromaro atsatoka (1,50 m ny haavony ary 0,08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na…tohiny
Tsika: a: Fivoahan'ny rano tsikelikely — zara raha hita — manamika na manorika avy ao anaty tany. 1 t.if.:…tohiny
Tsikabaka: ft. niavian'ny teny hoe: Mitaikabaka, fitsikabaka. tohiny
Tsikabokaty: p. t,: Malemilemy, osa, mihoz?ngozana. tohiny
Tsikadraha: a: Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana miss, tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin'ny…tohiny
Tsikafara: a.: Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao in- ~ drindra any amin'ny Betsimisaraka.…tohiny
Tsikaiky: ft. niavian'ny teny hoe: Mahatsikaiky. tohiny
Tsikakakaka: a.: Hehy mafy sady lavareny. F• Feon'akohovavy raha misy zava-manaitra na mampitahotra azy. - t.i.f.:…tohiny
Tsikala: na Tsikalana a.: Zavatra atao ambanin'ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kàka:…tohiny
Tsikalaka: Mitovy amin'ny Halaka. tohiny
Tsikalana: na Tsikalaina (tsikalana) mt. ih. (tsikalano, tsikalao): Asiana tsikalana: Tsikalao io uata hazo io…tohiny
Tsikamokamo: p.t.: Malaindaina, tsy rotodrototra. - t.i.f.: Mitsikamokamo, fitsikamokamo. tohiny
Tsikanikany: ft. niavian'ny teny hoe: Mitsikanikany, fitsikanikany, mpitsikanikany. tohiny
Tsikanina: na Kanina a.: Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin'ny afo amin'ny salazam-by na amin' ny vy…tohiny
Tsikaonkaona: Jar. Kaonkaona. tohiny
Tsikara: a.: Valala maitsomaitso. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718