Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tselaka: a.: Fihela-kazavana na afo tampoka, fiseranan-taratra haingana. ? h.o.: Hafainganam-pihetsika, hamaila-piteny.…tohiny
Tselarana: (tselatra) mt. ih. (tselaro): Asiana afo mba hirehitra: Notseiaran'ny sasany ny mololo teo an-tokotaninay…tohiny
Tselatra: a.: Fahazavana miserana vetivety eny amin'ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra…tohiny
Tselehina: (tselika) mt. ih, (tseleho): Alaina na atao amimpahamailahana, amim-pahakingana: Notselehin-dry zalahy…tohiny
Tselika: p.t.: Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia…tohiny
Tselontselona: Mitovy amin' ny Selontselona. tohiny
Tselotseloka: a.: Fandehanana etsy sy eroa. - t.i.f.: Mitselotseloka, fitselotseloka, mpitselotseloka. tohiny
Tsembohina: (tsemboka) mt. ih. (tsembohy): (olona) Atao izay hahatsemboka azy: Tsembohina amin'ny vomanga no fitsabo…tohiny
Tsemboka: a: Rano mivoaka amin'ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra…tohiny
Tsemontsemona: Mitovy amin' ny "Tsamontsamona". tohiny
Tsena: a.: Toerana fivorian'ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin'ny fiainana…tohiny
Tsena: ft.: Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. i t.i.f.: Atsena, tsenaina,…tohiny
Tsenaina: (tsena) mt. ih. (tsenao): (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy…tohiny
Tsenamiondriky: (Tsm) a,: Fivarotan-kani-masaka. tohiny
Tsendrina: a.: Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny…tohiny
Tsentsefina: (tsentsitra) mt. ih. (tsentsefo): Trohina: Tsentsefin'ny renitantely ny voninkazo. tohiny
Tsentsenana: (tsentsina) mt. ih. (tsentseno): Asiana tsentsina: Tsentseno tsara ny lavaka. tohiny
Tsentsina: a: Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsintavoahangy.…tohiny
Tsentsitra: a.: Fitrohana ranonjavatra amin'ny vava; fitrohana ny ao anaty zavatra. - t.i.f.: Tsentsefina, atsentsitra,…tohiny
Tsepika: p. t.: Feno, hipoka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1267