Litera t
Trabaka: a.: Fandentehana zava-maranitra lalina ao anaty nofo na zavatra malemy ha-fa; fanindronana higorobaka.…tohiny
Trabotrabo: a. :Havokavok'omby. ¶ M.h.: Trabotrabony, trabotrabon-kena, havokavo-kena.
tohiny
Trafana: sy Trafantrafana a.: Fihetsika mahery setra misy hatezerana; fitroatroarana; trifana. i t. f.: Trafantrafanina,…tohiny
Trafantrafanina: (trafana) mt. ih. (trafantrafano): Atao izay hahatezitra.
tohiny
Trafo: a.: 1) Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, ans... 2)…tohiny
Traika: a.: Fidonana na fipohana amin-javatra ao ambany ka mihilangilana. - t.i.f.: Atraika, voatraika / mitraika,…tohiny
Traingo: a.: Fikapana amin'ny antsy ny tongo-biby hatreo amin'ny lohalika no ho midi-na. 1 t. f.: Traingoina,…tohiny
Traingoina: (traingo) mt. ih. (traingoy): Tapahina ny tongony.
tohiny
Traingovazana: a.: Hozatra amin'ny leferana mampihetsfka ny voditongotra.
tohiny
Traka: a.: Fanarenana ny loha hiatrana tsara. - t.i.f.: Atraka, voatraka, tafatraka / manatraka, fanatraka,…tohiny
Trakitraky: Mitrakitraky p.t.: Mievotrevotra avo, mitringitringy noho ny hahiazana: Trakitraky ny taolan-tratran'…tohiny