Litera t
Tetehina: (tetika) mt. ih. (tete-ho): Didlanamadinika; Tete-ho ny hena fa maika harotsaka. 1 Eritreretina mialoha…tohiny
Tetevana: (tete) mt. pdr. (tete-vo): Ampidinana (rano na fanafody) mitsitaitaika: Teteuo fanafody indroapolo ity…tohiny
Tetezamita: a.: Fotoana na fomba manelanelana fotoana na fomba roa izay toa tetezana mampita avy amin'ny ananklray…tohiny
Tetezana: a.: Rafitra (hazo na vato na vy) atao hampitohy ny laniny roa amin'ny hady na renirano iray. - F.-p.:…tohiny
Tetezina: (tety) mt. ih. (tetezo): Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny ne-fa tsy…tohiny
Tetiarana: na Tetirazana (tety) a.: Tantaran'ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandfmbiasan'ireo taty aoriana.…tohiny
Tetika: a.: Fandidiana na fanapatapahana zavatra ho madinika, na ny zavatra voatapatapaka na voadidy madinika…tohiny
Tetirazana: a.: Jer. Tetiarana.
tohiny
Tety: a.: Aretim-parasisa avy amin'ny mikraoby manokana azo amin'ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana…tohiny
Tety: a.: Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin'…tohiny
Tevateva: a.: Teny manaratsy, maniratsira ny fahamendrehan'ny olona iray. - t.i.f.: Tevatevaina, tevatevazina,…tohiny
Tevatevaina: na Tevatevazina (tevateva) mt. ih. (tevatevao, tevatevazo) : Haratsina, tsiratsiraina, atao tsinontsinona:…tohiny
Tevehina: (tevika) mt. (teveho): Loahana: Notevehin' ny mpampiuelona ny sofin' ny zafikeliko vrac. / Tana-na (amin'ny…tohiny
Tevika: a.: Fanaintainana ohatra ny misy manindrona. 1 Aretina avy amin'ny bibikelinaretina izay andrenesana…tohiny