Litera t
Tefontefona: Mitovy amin'ny Tefintefina.
tohiny
Tefy: a.: Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany. 1 h.o.: Famolavolana: Aleo loha tsara…tohiny
Tehafina: (tehaka) mt. ih. (tehafo): Omena tehaka fa nahafinaritra: Notehafin'ny olona izaitsizy ilay mpihira.…tohiny
Tehaka: a.: Fampikatrokatrohana ny felatanana roa entina manamarika ny fingadon' ny hira na ny hafaliana: Nirefodrefotra…tohiny
Tehefana: (tehika) mt. ih. (tehefo): Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra): Iva loatra…tohiny
Tehenana: (tehina) mt. ih. (teheno): Iankinana, ohatra ny atao amin'ny tehina: Teheno ny soroky ny zokinao.
tohiny
Tehenina: (tehina) mt. ih. (teheno): Enti-milaza ny lakana izay atosika amin'ny tehin-dakana: Hitanao ir? lakana…tohiny
Teheny: a.: Fitombotombohana, fitorohana amim-pahasahiana toa dia marina er?, ne-fa don-tandroka fotsiny ihany.…tohiny
Tehezana: a.: Ny taolana tsirairay amin'ny tratran'ny olona sy ny biby. * F.-p.: Tehezan-tany: ny fitongilanan'ny…tohiny
Tehika: o.: Kasika, fikasihana kely foana; ffhinanana tskelike)y amin'ny sotro. - t.i.f.: Tehefana, atehika,…tohiny
Tehina: a.: Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin'ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana…tohiny
Telefaonina: (fr. téléphone) a.: Fitaovana ahafahan'olona roa mifanalavitra miresaka.
tohiny
Telegrafy: (fr. télégraphe) a.: Fitaovana ahafahana mampita teny na vaovao haingana any lavitra.
tohiny
Televiziona: (fr. télévision) a.: Fampitana ny sary sy ny feo any lavitra amin'ny alalan' ny onja elektrika.
tohiny
Telina: a.: Fanakodiavana, fanagorodanana zavatra any an-tenda tsy tsakoina: Atao teli-moka. ? mt. ih.: Tiana,…tohiny