Litera t
Takarina: (takatra) mt. ih. (takaro): Ezahina tratrarina amin'ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io.
tohiny
Takariva: a. na p. mt.: Amin' ny harivariva efa madiva ho alina na maizimaizina: Ho-mana takariva izahay. Takariva…tohiny
Takatra: t. ih.: Tratran'ny tanana, azon'ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. / Vakin'io…tohiny
Takatra: a.: Voronamitovitovy habe amin'ny vantotr'akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan'ny lohany…tohiny
Takatsihina: (takatsika) mt. ih. (takatsiho): Fitahina amimpiraisan-tetika.
tohiny
Takatsika: a.: Fisolokiana hamitaka na hangalatra; fitaka; fahaiza-mifetsy hamandrika na hanoro vohony. - t.i.f.:…tohiny
Takelajozoro: na Takelaka a.: Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra…tohiny
Takelaka: a.: Zavatra fisaka ary manify mielakelaka. ? Tahon-jozoro tohitohizina amin'ny fantaka ampiasaina hatao…tohiny
Takemotra: ft.: Fiverenana tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra; hem otra. • t. t. f.: Mitakemotra, fitakemotra,…tohiny
Taketrana: na Takaitrana p.t.: Misy takaitra, misy tsininy, misy kilemany: Taketrana ity hazo ity fa misy tonony.…tohiny
Takiba: na Takibaka a.: Ny ilany amin'ny kibo, ny faritra eo anelanelan'ny taolantehezana farany ambany sy ny…tohiny
Takibahana: (takibaka) mt. ih. (takibaho): Asiana na tevehina eo amin'ny takibaka.
tohiny
Takiboka: a.: Fano (rano na rivotra hidiana tsy afa-mivoaka), enti-milaza vay feno na-na, efitrano hipoka olona.…tohiny
Takidiarana: a.: Kibo be; kibo mandroso be, mirotarota.
tohiny