Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Telolafy: a.: Velarana misy lafy telo; misy telo karazana ny telolafy: ny telolafy miralafy, ny telolafy miraranjo…tohiny
Telonohorefy: a.: Antokonkintana telo avarabaratra andrefan'ny Vahindanitra, mamiratra manintona ny fijery. tohiny
Teloravina: a.: Karazana vahy andokoana ny rofia ho mainty (Dalechampia clematidifolia). tohiny
Telorirana: a.: Karazan'ahitra fahita eny an-tanimbary. tohiny
Telovitrana: a.: Karazan'ahitra. * Lamba landy telo karazana zairina bemiray. tohiny
Telovoninahitra: a.: Karazana voninkazo. tohiny
Telozodrirana mahitsizoro: a.: Karazana goba ny rirany 12 tsy mitovy balaya ary ny tavany rehetra mahitsizoro. tohiny
Temerina: na Temerana (temitra) mt. ih. (temero): Asiana temitra: Vao notemerina ny tranonay dia nisy mpanofa.…tohiny
Temitra: a.: Taratasy,misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin'ny rindrina mba handravahana…tohiny
Temoka: a.: Fipetrahana eo ambonin'ny zavatra iray, ka eo antsisiny ambivitra kely fotsiny; fotoana an-kamehana…tohiny
Temontemona: a.: Finingininginana amin'ny voditongotra. - t.i.f,: Mitemontemona, fitemontemona, mpitemontemona /…tohiny
Tempoly: (angl. temple) a.: Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina…tohiny
Tenabe: a,: Teny ilazana ny vatana irery tsy miaxaka amin'ny rantsambatana. tohiny
Tenaina: (tena) mt. ih. (tenao): (akanjo) Anaovana na entina andavanandro fa ts3' mba avalona: Nahoana no tenainao…tohiny
Tenatena: a: Afovoa: Tapaka teo an-tenatena lalana ilay sarety. / Mahafinaritra ahy izay hira izay, indrindra…tohiny
Tenatenaina: (tenatena) mt. ih. (tenatenao): Raisina na zaraina eo afovoany. • Atao "itena itena": Tsy tokony hotenatenaina…tohiny
Tenda: a.: Faritra amin'ny tenan'ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin'ny loha ary idinan'ny sakafo…tohiny
Tendabe: a.: Ny lalandrivotra mankamin'ny havokavoka. tohiny
Tendakely: a.: Ny lalandrivotra mankamin'ny vavony. tohiny
Tendana: (tenda) p.t.: Sarotra an-kanina, izany hoe mahery mihinana lozantany. ¶ M.h.: Sarotra an-kanina, sarotra,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0483