Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tazo: a.: Karazan'aretina manrpanetsetra sy miteraka fanaviana izay mampisondrotra ny hafanana ary mandreraka…tohiny
Tazona: a.: Fitanana mafy; famihinana, fanagejana tsy hihetsiketsika, tsy famelana handeha na hiala. - t.i.f.…tohiny
Tazonina: (tazona) mt. ih. (tazony): Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady. 1 Tanana tsy hilefa,…tohiny
Tazotazo: a.: Fiboridanana, fitanjahana (tsy fiteny afatsy amin'ny lehilahy). - t.i.f : Mitazotazo, fitazotazo.…tohiny
Te: Jer. Ta. tohiny
Teatira: (fr. Théatre) a.: Fampisehoana an-tsehatra tantara mampangitakitaka na mampahonena na mampihomehy, izay…tohiny
Tebahina: (tebaka) rat. ih. (tebaho): Esoina, haratsiana, kianina: Tsy zakako mihitsy ny nataony fa notebahiny…tohiny
Tebaka: a.: Eso, fanaratsiana, fanakianana noho ny hasosorana na ny tsy fifankahazoana. 1 Fanaovana tsinontsinona,…tohiny
Tebiteby: a.: Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. - t.i.f.: Mitebiteby, fitebiteby,…tohiny
Teboka: a.: Mari-pijanonan-tsoratra (.) ampiasaina rehefa mamarana fehezanteny. - F..p.: Teboka amam pain go…tohiny
Tefahina: (tefaka) mt ih. (tefaho): Asiana tefaka na tehamaina, kapohina: Nahoana no tefahinao ny zanako? ? Asiana…tohiny
Tefaka: a.: Feo re rehefa misy zavatra vaky, toy ny vilany izany. ? Vono amin'ny felatanana, tehamaina. - t.i.f.:…tohiny
Tefaka: a.: Zavamaniry iray karazana amin'ny antendry, rofia, voaniho... izay anaovana sahafa na satrolq,a,…tohiny
Tefena: (tefy) rut. ih. (tefeo): (metaly) Amboarina: Notefen'iza iny firavakao iny? ? Asiana (totohondry): Notefeko…tohiny
Tefintefina: a.: Hamailamailahana sy fipentsompentsonana hitsabaka amin'ny raharahan'ny sasany. - t.i.f: Atefintefina,…tohiny
Tefitra: p.t.: Maimaika er3 hanao, salehotra; misalovana ny tsy raharahan'ny tena. tohiny
Tefitra: p.t.: Be ebo, be hambo, kevokevoka mitady do-ka; kitokitoka raha miteny. - t.i.f.: Mitefitra, fitefitra,…tohiny
Tefoedra: (fr. typhoïde) a.: A-retina avy amin'ny mikraoby iray manokana izay atao hoe basilin'i Eberth, avy amin'ny…tohiny
Tefohana: (tefoka) mt. pdr. (tefohy): Tifirina: Notefohany basy ilay biby. ? Asiana tehamaina: Tefohy tehamaina…tohiny
Tefoka: a.: Fipoahana tsy dia mafy loatra, toy ny an'ny basy; firefotra toy ny an'ny rantsan-kazo tapaka na…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0245