Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tavo: a.: Fofon-jabora manta: Maimbo tavo ny volon'io vehivavy io. tohiny
Tavoa: a. (t. tr.): Anarana nilazan'ny Ntaolo ny zavatra voamboatra ho boribory lavalava (niavian'ny hoe: tavoahangy,…tohiny
Tavoahangy: a.: Fitoeran-drano vita amin'ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony…tohiny
Tavoara: a.: Siny kely lavalava tenda vita amin'ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra.…tohiny
Tavohana: (tauoka) mt. ih. (tavohy): Kapohina mba hialan'ny vovoka. / Tsapaina, asiana don-tandroka. tohiny
Tavoka: a.: Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy. 1 Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay…tohiny
Tavoka: a.: Vy boribory lava-lava miakatra sy midina ao anatin'ny vatan'ny paompy ka misintona mampakatra ny…tohiny
Tavolo: a.: Teny ilazana karazan-javamaniry anaovana koba, na io koba io mihitsy koa. Maro no ampiasana ny tavolo:…tohiny
Tavolobembasy: a: Ny fantsona anatin'ny basy. tohiny
Tavolohazo: a.: Hazo anaovana menaka ny voany ary ny tahony fandrehitra hitsilovana ny dia raha mandeha akna any…tohiny
Tavona: a.: Fanosorana na fanosenana menaka na ranondranon-javatra marihidrihitra be dia be. - t.i.f.: Tavonana,…tohiny
Tavonana: (tavona) mt. ih. (tavony): Hosorana, hosenana (menaka), fotetahana: Tavony menaka ny miuonto. tohiny
Tavony: a.: Fonon'ny zaza raha mbola ao an-kibon-dreniny, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe ahitrana zandrin-jaza.…tohiny
Tavozavoza: p.t.: Jer. Vozavoza. tohiny
Tavy: a.: Fanatazan-drano maloto avy nisasana na ny fivalanana: Tavin-drano, tavimandry. • Lakan-kely fampihinanana…tohiny
Tavy: a.: Fomba fanaon'ny mponina akaikikaikin'ny morontsiraka amin'ny fambolem-bary: kapainy ny ala, dia…tohiny
Tavy: a.: Menaka mivaingana fotsy izay miraikitra amin' ny nofo; sabora: Tavin-kena. 1 t.i.f.: Hatavezina,…tohiny
Tay: a.: Loto maimbo mivoaka amin'ny vavafivalanana, zay tsy inona fa faika tsY levona avy amin'ny sakafo…tohiny
Tazana: t. ih.: Hita na tsinjo lavitra: Tazanao ue irait fiaramanidina eny am-paravodilanitra irv? - t.i.f.:…tohiny
Tazanina: (tazana) mt. ih. (tazano): Jerena lavidavitra: Tazano irv vorona ir? fa mihevingevina toa hianjera.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072