Litera s
Sakivy: na Sakoivy a.: Toetra voalohany ananan'ny voangory raha vao foy izy, alohan'ny hiofoany ho monany: biby…tohiny
Sakoa: na Sakoizay tp.: Teny fanakorana ny voa, toy ny milaza hoe "tsara izay!": Nianjera ny anao, sakoizay!…tohiny
Sakobona: na Sakoboka a.: Fitondrana zavatra afenina anaty lamba fatratra; fandrakofana ao anaty lamba, fanafenana…tohiny
Sakobonina: (sakobona) mt. ih. (sakobony): Entina, afenina ao anaty lamba: Nosakoboniny ny voankazo uao notazany…tohiny
Sakobonkomana: a.: Karazamboronan-drano izay toa miafina ao anaty elany izy rehefa mihinana trondro kely, sahona, dinta...…tohiny
Sakoda: a.: Kilalao fanaon'ny ankizivavy kely: mitorovoka amin'ny voditongony izy dia mitsambikina mova tsy…tohiny
Sakodiavatra: p. t. : Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka. ΒΆ M.h.:…tohiny
Sakodina: a.: Fivoivoizana, fandehanana ats? sy ar?; fivezivezena betsaka. - t.i.f.: Misakodina, fisakodina. tohiny
Sakoitra: a.: Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain'ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa…tohiny
Sakondry: (Btm) a.: Bibikely marani-doha mipetraka amin'ny vahy sasantsasany, toy ny tsidiny na ny kalamaka. tohiny
Sakonohina: (sakonoka) mt. ih. (sakonohy): Entina afenina ao anaty lamba.
tohiny
Sakonoka: a.: Karazana kapaoty. - t.i.f. : S akonohina, asakonoka, voasakonoka / misakonoka, fisakonoka, mpisakonoka…tohiny
Sakoririka: a.: Tandroky ny bibikely.
tohiny