Litera s
Sovohina: (souoka) mt. ih. (souohy): Tampohina: Sovohin' ny fahafatesana Raolombelona. ? Akekezina an-tsokosoko,…tohiny
Sovoka: a.: Fanatonan'ny fahavalo amim-pahanginana sy tsy ampoizina mba hamely tampoka; fanakekezana antsokosoko…tohiny
Soy: a.: Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga,…tohiny
Spaoro: (fr. sport) a.: Anarana iantsoana ireo fanatanjahan-tena isan-karazany orne-na endrika lalao, lalao…tohiny
Spiroketa: (fr. spiroquette) a.: Mikraoby miditra amin'ny antokon'ny bakteria, mana-na endrika miolakolaka amin'ny…tohiny