Litera s
Sosona: a.: Zavatra atao ao anatin'ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asiuy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka…tohiny
Sosorina: (sosotra) mt. ih. (sosory): Atao tonga sosotra: Nososoriny aho nefa izaho tsy naninona azy akory.
tohiny
Sosososo: a.: Fidirana tsy miahotrahotra na misalasala; fandroso sahisahy tsy am-pihambahambana; famindra na fandeha…tohiny
Sosotra: p. t.: Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko…tohiny
Sosy: p. t.: Sompatra, mitady izay hanimbana ny sasany: Ravao iny koa sosy mahasoso tra. - t.i.f. : Misosy.…tohiny
Sotasota: a.: Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Miki sotasota foana io uehivavy io. * t.i.f.…tohiny
Sotisoty: a.: Loto mitsaporetika amin'ny fitafiana na endrika. * t.i.f.: Misotisoty, fisotisoty, mpisotisoty /…tohiny
Sotitihana: (sotitika) mt.ih. (sotitiho): Lotoina: Aza sotitihana toy izao ity akanjonao uaouao!
tohiny
Sotitika: a.: Loto na menamenaka eny amin'ny tarehy na amin'ny fitafiana na eran'ny trano. * t.i.f.: Sotitihana,…tohiny
Sotrasotra: a.: Fomba fihinana mambosibosika. - t.i.f.: Misotrasotra, fisotrasotra, mpisotrasotra / isotrasotrana,…tohiny
Sotrisotry: a.: Anjonanjona, haitraitra, kiry, tohika. - t.i.f. : Misotrisotry, fisotrisotry, mpisotrisotry / isotrisotriana,…tohiny
Sotro: a.: Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava:…tohiny
Sotro: a.: Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin'ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro…tohiny
Sotrobe: a.: Sotro lehibe fandoarana ny sakafo avy ao am-bilany. * Ohab.: Manao sotrobe lava ~ tango: mahay atsy,…tohiny
Sotroina: (sotro) mt. ih. (sotroy): (rano) Entina ao am-bava na trohina amin'ny va-va dia atelina: Sotroy ny fanafod…tohiny
Sotrorovitra: a.: Jer. Forosety.
tohiny