Litera s
Soroka: a.: Fanalana ny tany na ahitra amin'ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra.…tohiny
Sorona: a.: Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon'ny tenany a-min' Andriamanitra: Manolotra…tohiny
Sorona: a.: Fikarakarana ny firehetan'ny afo amin'ny fandrosoana ny kitay ao ampatana. - t.i.f.: Soronina, asorona,…tohiny
Sorona: a.: Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny…tohiny
Soronina: (sorona) mt. ih. (sorony): (afo) Karakaraina amin'ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo,…tohiny
Sorotankazo: a.: Hazomaniry maty ny ilany, izay nampiasaina ho fanalana faditra taloha: Nataoko ho hazomanga hialofana…tohiny
Sory: sy Sorisory a.: Zavatra manelingelina ny saina ka mahatonga ny tena ho madisadisa: Miteraka sorisory…tohiny
Sosa: a.: Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana…tohiny
Sosana: (sosa) mt. pdr. (sosay na sosao): Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny…tohiny
Sosialisma: (fr. socialisme) a.: Fomba fitantanan-karena mikendry ny tombontsoan'ny vahoaka amin'ny alalan'ny fitovizam-pamokarana…tohiny