Litera s
Sondenda: (Mer) na Sandandy (Br) p.t.: Anarana ilazana tandrok'omby misabaka fitsiry ary fohy: Toy ny tandrok'omby…tohiny
Sondretaka: a.: Fipetraka miboretaka, tsivetraka. - t.i.f.: Asondretaka, tafasondretaka / misondretaka, fisondretaka,…tohiny
Sondriana: p.t.: Voasintona sy voatana hifantoka amin'ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra…tohiny
Sondrianina: (sondriana) mt. ih. (sondriano): Atao izay hahasondriana.
tohiny
Sondrodrahona: a.: Tafo herana apetaka vonjy maika ambara-pahavitan'ny tena tafo.
tohiny
Sondrotra: a.: Fitomboana miakatra; fiakarana amin'ny a-vo, sandratra. - t.i.f.: Asondrotra, voasondrotra, tafasondrotra…tohiny
Sondrovahanà: na Sondrovahina (sondrovaka) mt. pdr. (sondrouaho): Ampidirana na andentehana zavatra tsy mahitsy tsara…tohiny
Sondrovaka: mt. na a.: Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin'ny lalan-kanina no alehany fa any an'orona:…tohiny
Sondry: p. t.: Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy f-va loha.
tohiny
Sonenika: a.: Fandihizana na filaetsehana tsy maka mahery, tsy mikoropaka fa milamina sy misosa tsara. - t.i.f.:…tohiny
Songa: p. t.: Misokatra kely, tsy misokatra tanteraka: Songa molotra Ravehivavy in Y. - t.i.f.: Songana, asonga,…tohiny
Songadina: ft.: Fibanjahanjana, fiboridanana. ~ Fiavahana tsara amin'ny hafa. - t.i.f.: Asongadina, voasongadina,…tohiny
Songana: (songa) mt. ih. (songao): Aforitra, aingaina kely ny sisiny; sokafana ny mandrakotra azy amin'ny ilany…tohiny