Litera s
Solompenakoho: a.: Fanomezana avy amin'ny ray amandreny ho an'ny zanany amin'ny Fandroana na amin' ny tonon-taona.…tohiny
Solon-kofehy: a.: Anarana o-mena ny vola famangiana ny fianakaviana mana-manjo raha mby eo amin'ny famonosan-damba…tohiny
Solonify: a.: Nify namboarina ka arafitra ho solon'ny tena nify banga na niniana nesorina mihitsy.
tohiny
Solontena: a.: Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin'ny anaran'olon-kafa: Ny lehiben'ny…tohiny
Solontsolona: na Solantsolana a.: Fisosososoana miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra. - t.i.f.; Asolontsolona,…tohiny
Solontsolonina: (solontsolona) p. t.: Maloiloy ta handoa. ¶ M.h.: Jer. Misalebolebo.
tohiny
Solotehina: (solotika) p.t.: Lotoina, fotetahana zava-maloto.
tohiny
Solotika: p.t.: Maloto mitsaporetika (fiteny indrindra amin'ny tarehy): Solotika erj' ny endrik'ity zanakao fa…tohiny
Solovaika: a.: Olona na zavatra asolo hafa hoenti-mamitaka. ? Olona misolo olonkafa izay tsy mety na tsy afaka…tohiny
Somadodoka: p. t.: Maika aoka izany, avy hatrany dia lasa amin-kafaliana noho ny fahamaimaizana. - t.i.f.: Misomadodoka,…tohiny
Somafatra: p. t.: Fano hatramin'ny molotry ny famarana, feno tanteraka, feno hfmpona;mitovy tantana. ¶ M.h.: Jer.…tohiny
Somafosafo: Jer. Somavosavo.
tohiny
Somaingisaingy: p.t.: Menamenatra, matahotahotra; sanganehana tsy mahita izay ha-tao: Somaingisaingy teo Ibo-lita nahita…tohiny
Somàka: p.t.: Misompirana sy mivilambilana, ka tsy mahitsy. I t. if.: Misomaka, fisomaka I somamaka.
tohiny
Somalantsiatra: p.t.: Mitriatriatra mora vaky. 6 t.i.f.: Misomalantsiatra.
tohiny
Somalianina: (fr, somalien) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Somalia, silany avaratra atsinanan'i…tohiny
Somambisamby: a.: Ny takariva efa manopy maizina. • p. t.: Tsy tena mazava fa somary maizimaizina, mazava ratsy:-…tohiny