Litera s
Seminera: (fr. séminaire) a: (Fiv. kay.) Toerana anomanan'ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra. / Fiofanan'antokon'olona…tohiny
Sempotra: p.t.: Tsy afa-miaina noho ny hafanana be loatra: Sempotry ny hafanana aho izany. 1 Tsy avy miaina noho…tohiny
Senasena: a.: Zavamaniry fanao fanafody serin-jazakely (misy senasena lahy sy senasena vavy).
tohiny
Sendaka: a: Fanendahana na fanesorana ny hodi-javatra, na fanalana ny lamba tanna. i t.i.f.: Sendahana, asendaka,…tohiny
Sendaotra: na Sendoatra p.t.: Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny. ~ Tezitra misafoaka: Mora…tohiny
Sendika: (fr. syndicat) a.: Fikambanan'olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan'ny…tohiny
Sendrasendra: p.mt. na a.: Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy. / Misy…tohiny
Sendrasendraina: (sendrasendra) mt. ih. (sendrasendrao): Vinavinaina ara-keviny: Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy…tohiny
Sengisengy: (Btm) a.: Vady vazo.
tohiny
Senoka: Senotsenoka p.t.: Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay…tohiny
Septambra: (fr. septembre) a,: Anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona araka ny kalandrie, misy andro 30.
tohiny
Serana: a.: Fandalovana haingana mihelina, ? Aretin-tampoka mahazo vetivety. - t.i.f.: Seranana, na seranina,…tohiny
Seranana: na Seranina (serana) mt, ih. (serano): Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona. 1 Hanina…tohiny