Litera s

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Songomby: a: Anaram-biby vaventy, izay lazain'ny olona sasany fa mifandraidraika amin'ny soavaly, nefa koa itompoan'ny…tohiny
Songona: a.: Fihoarana ny ha-fa mifaninana amin'ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran'olona ho…tohiny
Songonana: (songona) mt. ih. (songony): Ihoarana: Nosongonan'ny soavalinao ny soaualiko ka lasa faharoa. ? Sosohana:…tohiny
Songoro: sy Songory: Jer. Singory. tohiny
Songosongo: a.: Zavamaniry fanao fefim-boly izay feno tai-Io ny tahony ary misy ditiny mandronono raha tapahina;…tohiny
Songotra: Jer. Singotra. tohiny
Sonia: (fr. signature) a.: Ny anaran'ny tena, izay soratana amin'ny fomba manokana sy tsy miova eo ambanin'ny…tohiny
Sonia: a.: Anaran-kafa ilazana ny ala volon-jaza. - F.-p.: Sonia ratsy :vondrombolo alaina eo ambony son-na…tohiny
Soniavina: (sonia) mt. ih, (soniavo): Asiana sonia: Sonia-vo kely, aza fady, ity taratasy nandraisanao vola ity.…tohiny
Sonina: a.: Tsihy zairina amin' ny fanjaibe hanjary ho toy ny harona ka atao fitahirizana ny valala vao, izay…tohiny
Sonjo: a.: Jer. Saonjo. tohiny
Sonjoina: (sonjo) mt. ih. (sonjoy): Otazana na tsongoina amin'ny tanana tahaka ny ravin-tsaonjo. tohiny
Sononoka: a.: Fandehanana moramora ary amim-pifaliana; fisosana tsy misy manelingelina na mitontona na mitonjina;…tohiny
Sony: (t.tr.) a.: Molo-tsobika. tohiny
Sora: (Ats) a.: Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin'ny aretina mafy nahazo ny tena. tohiny
Sora: a: Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka. tohiny
Sorabe: a.: Lahatsoratra momba ny tantaran-drazana sy fomba antaimora vita amin' ny tarehintsoratra arabo. tohiny
Sorapohy: na Soratrandra a.: Fomba fanoratra amin'ny alalan'ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay…tohiny
Sorapotsy: (Atm) a.: Fomba fanasitranana voalaza ao anatin'ny Sorabe momba ny karazan'aretina samihafa sy ny toe-java-tsarotra…tohiny
Sorara: Jar. Forara. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013