Litera s
Sinatroka: (satroka) mt. ih, misy tsofoka in: Satrohina, os mena satroka: Nahery ny masoandro ka nosinatrony haingana…tohiny
Sinava: (sava) mt ih, misy tsofoka in: 1) Voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra…tohiny
Sinazoka: (sazoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voasazoka, a-laina tsy an-drariny: Nosinazok'ilay olona ny tranony.…tohiny
Sinazy: (sazy) mt. ih. misy tsofoka in: Voasazy, sazina, faizina: Nosinazy ariary zato ilay mpangalatra.
tohiny
Sinda: ft.: Fialana manalavitra, fihatahana. i t.if.: Asinda, voasinda / maninda, faninda, mpaninda / anindana,…tohiny
Sindaka: ft.: Fihatahana, fisarahana amin'ny maso der. Sendaka). - t.i.f.: Sindahana, asindaka, tafasindaka /…tohiny
Sinelisely: (selisely) rat. th. misy tsofoka in: Voaselisely, seliselena, voahelingelina, helingelenina: Nosineliseliny…tohiny
Sinelontselona: (selontselona) mt. ih. misy tsofoka in: Seranina, lalovana haingana: Mahamenatra ny nataonao, anaka,…tohiny
Sinema: (fr. cinĂ©ma) a.: Fakana sary zavatra na olona mihetsika asnin'ny bandy atao hoe filma izay ampidirina…tohiny
Sinempotra: (sempotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voasempotra, semporina: Sinempotry ny setroka ity zaza ity.
tohiny
Sinendrasendra: (sendrasendra) mt. ih. misy tsofoka in: Sendrasendraina, sam basam bai-na.
tohiny
Sinerana: (serana) mt.ih. misy tsofoka in: Voaserana, seranina, lalovana haingana: Nosineran'ny rivo-doza ny tanĂ nanay…tohiny
Sinesika: (sesika) mt. ih misy tsofoka in: Voasesika, sesehana, sesefana: Nosinesiny mofo ny zanany.
tohiny
Sinetroka: (setroka) mt. ih, misy tsofoka in: Setrohana, donafana amin'ny setroka: Nosinetroky ny ankizy ilay vahiny.…tohiny
Sinetry: (setry) mt, ih, misy tsofoka in: Voasetry, setrena; valiana: Tsy natahotra velively izy fa nosinetrany…tohiny
Sinevotsevo: (sevosevo) mt. ih. misy tsofoka in: Natao amin' ny hamaikana.
tohiny