Litera s

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sandarosy: a.: Karazan-dity avy amin'ny hazo. tohiny
Sandavany: a.: Ny lavany. * F.-p.: Sandavan-danitra:ny halehiben'ny habakabaka. * h.o.: Teny famalivaliana lava…tohiny
Sandohana: (sandoka) mt. ih. (sandohy): Angalarina an-kafetsena, ihamboana ho an' ny tena nefa an'olona: Loza izany…tohiny
Sandoka: a.: Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka. ? Famitahana…tohiny
Sandra: p.mt.: Tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sandra nahita ny zandrinao aho anikeheo, ~ mt.: Mifanena…tohiny
Sandrahaka: ft.: Sampana, rantsana maro be. - t.i.f : Asandrahaka, tafasandrahaka / manandrahaka, fanandrahaka,…tohiny
Sandrahidy: a.: Hombo na tsimatra na fantsika andrafetana ny rafitra hazo amin'ny tafontrano. tohiny
Sandrana: (Atb) a.: Teny entimilaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan'ny fahafatesana…tohiny
Sandrana: a.: Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina. tohiny
Sandratra: a.: Akatra; fiakarana ho eo amin'ny toerana ambony na avo; fisondrotra amin'ny voninahitra. - t.i.f…tohiny
Sandriana: (sandry) p. t.: Be sandry, matanjaka. tohiny
Sandrify: a.: Zavamaniry rarin' ny vehivavy hatao harona eo amin'ny fotoana anaovana hasoavana ny zaza. ? Haronkely…tohiny
Sandry: a.: Rantsam-batana hatreo amin'ny foto-tsoroka ka hatramin'ny hato-tanana. i t.i.f.: Sandriana. - F.-p.:…tohiny
Sanehaka: a.: Fisefosefoana sy fahasemporana, toy izay mahazo ny olona matavy miaka-piakarana. - t.i.f. : Misanehaka,…tohiny
Sanga: a.: Volon-doha mivondrona kely eo ambonin'ny tampin-kandrina, na volondoha somary lavalava kokoa noho…tohiny
Sangaingy: a.: Tangongo, fifanongoavana hiavosa eo amin' ny toerana anankiray. - t.i.f.: Misangaingy, fisangaingy,…tohiny
Sangana: (sanga) p. t.: Enti-milaza olona amelana sanga lavalava eo an-tampin-kandriny. tohiny
Sanganehana: p. t.: Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana. - t.i.f. :…tohiny
Sangarotra: a.: Fitadiavana izay hamikirana, mitovy amin'ny Sarangotra. tohiny
Sangasanga: a.: Enti-milaza zavatra izay ny lohany na tandrony no tazana er? lavitra. i t.i.f : Asangasanga/ manangasanga,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1121