Litera s

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Saotra: (Btl) a.: Fivavahana amin'ny Razana. tohiny
Saozanina: p. t.: Farary, kely hery sy osa. * t.i.f•: Hasaozanina, fahasaozanina. tohiny
Sapaoritra: (angl. support) a.: Fomba fiarahaban'ny miaramila ny manamboninahitra, matetika miaraka amin' ny mozika:…tohiny
Sapapa: (Br) a.: Enti-milaza tandrok'omby miolaka miakatra. tohiny
Sapile: (fr. chapelet) a.: Fitohitohizam-boa toa vakana dimampolo mizarazara ho antokony tsifolofolo hanisana…tohiny
Sapokony: a.: Ny tendron'ny antsamotady. ? Ny lohankaravasy. tohiny
Sara: a.: Vola aloa amin'ny zavatr'olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana.…tohiny
Sara-droa: a.: Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny ban-go tokana: bangoina ny volo amin'ny…tohiny
Sarahina: (saraka) mt, ih. (saraho): Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin'ny…tohiny
Saraka: p.t.: Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka. ? Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy…tohiny
Saraka: a.: Ny zanak'omby sarahina amin'ny reniny: Na hanavasaua aza ny uositra — ka hiueriuery mandany andro…tohiny
Sarakatiny: a.: Sombin-kena kely eo akaikin'ny atiny. tohiny
Sarakaty: a.: Fihary eo ambanin'ny vavony manome ranom-pandevonan-kanina roa karazana. tohiny
Saramba: (Atm) a.: Tovovavy. tohiny
Saramba: a.: Ny ankamaroan' ny olona, ny be sy ny maro (matetika no ampiarahina amin'ny hoe "be" izy amin' ity…tohiny
Sarana: (sara) mt. ih. (sarao): Andoavana: Sarana ohatrinona ny lakanao hitondra anay erY ampita en). ? (mpanao…tohiny
Sarandrana: a.: Lamba lavalava ataon'ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany. ¶ M.h.: Salaka, sadika. tohiny
Sarandranina: (sarandrana) mt. ih. (sarandrano): Ampanaovina sarandrana na salaka. tohiny
Saranga: a.: Halava, halavana, tsanganana. • Fahamendrehana, haja: Tsy hitovy saranga na ooiana na ouiana amin'…tohiny
Sarangaranga: a.: Aretin-kibon' ny vehivavy efa madiva hiteraka. - t.i.f.: Misarangaranga, fisarangaranga, mpisarangaranga.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1122